Toko sy andininy momba Sema

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 5.32 And Noah was five hundred years old: and Noah begat Shem, Ham, and Japheth. Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an' i Sema sy Hama ary Jafeta izy. Rahefa diman-jato taona Noe, dia niteraka an' i Sema sy Kama ary Jafeta. Quand Noé eut atteint cinq cents ans, il engendra Sem, Cham et Japhet.
...............
Gen / Jen 6.10 And Noah begat three sons, Shem, Ham, and Japheth. Ary Noa niteraka zanaka telo mirahalahy , dia Sema sy Hama ary Jafeta. Niteraka telo mirahalahy izy, dia Sema sy Kama ary Jafeta. Noé engendra trois fils, Sem, Cham et Japhet.
...............
Gen / Jen 7.13 In the selfsame day entered Noah, and Shem, and Ham, and Japheth, the sons of Noah, and Noah' s wife, and the three wives of his sons with them, into the ark; Androtrizay indrindra dia efa tafiditra tao anatin' ny sambo-fiara Noa, sy Sema sy Hama ary Jafeta, zanakalahin' i Noa, mbamin' ny vadin' i Noa, ary ny vinantony telo vavy niaraka taminy; Tamin' izay andro izay dia niditra tao an-tsambo fiara Noe, nomban' i Sema sy Kama ary Jafeta, zanakalahin' i Noe, ary ny vadin' i Noe, sy ny vinantovaviny telo niaraka taminy; Ce jour même, Noé et ses fils, Sem, Cham et Japhet, avec la femme de Noé et les trois femmes de ses fils, entrèrent dans l' arche,
...............
Gen / Jen 9.18 And the sons of Noah, that went forth of the ark, were Shem, and Ham, and Japheth: and Ham is the father of Canaan. Ary ny zanakalahin' i Noa izay izay nivoaka avy tamin' ny sambo-fiara dia Sema sy Hama ary Jafeta; ary i Hama no rain' i Kanana. Ny zanak' i Noe nivoaka tao an-tsambo fiara dia Sema sy Kama ary Jafeta; ary Kama no rain' i Kanaana. Les fils de Noé qui sortirent de l' arche étaient Sem, Cham et Japhet; Cham est le père de Canaan.
...............
Gen / Jen 9.23 And Shem and Japheth took a garment, and laid it upon both their shoulders, and went backward, and covered the nakedness of their father; and their faces were backward, and they saw not their father' s nakedness. Ary nalain' i Sema sy Jafeta ny lamba ka nentin' izy mirahalahy teo an-tsorony, dia nanao dia mianotra izy ka nandrakotra ny fitanjahan' ny rainy; ary ny tavany tsy nanatrika, ka dia tsy hitany ny fitanjahan' ny rainy. Fa noraisin' i Sema sy Jafeta kosa ny lamba, nasampiny tamin' ny sorony, dia nanao dia mianotra izy, ka nandrakotra ny fitanjahan-drainy. Mais Sem et Japhet prirent le manteau, le mirent tous deux sur leur épaule et, marchant à reculons, couvrirent la nudité de leur père; leurs visages étaient tournés en arrière et ils ne virent pas la nudité de leur père.
...............
Gen / Jen 9.26 And he said, Blessed be the Lord God of Shem; and Canaan shall be his servant. Ary hoy koa izy: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitr' i Sema; Ary aoka Kanana ho andevony. Hoy indray izy: Isaorana anie Iaveh Andriamanitr' i Sema, Ary aoka ho andevony Kanaana. Il dit aussi : Béni soit Yahvé, le Dieu de Sem, et que Canaan soit son esclave !
Gen / Jen 9.27 God shall enlarge Japheth, and he shall dwell in the tents of Shem; and Canaan shall be his servant. Hataon' Andriamanitra malalaka anie Jafeta; Ary aoka honina ao an-dain' i Sema izy; Ary aoka Kanana ho andevony. Hataon' Andriamanitra malalaka anie Jafeta. Aoka izy honina ao an-dain' i Sema. Ary aoka ho andevony Kanaana. Que Dieu mette Japhet au large, qu' il habite dans les tentes de Sem, et que Canaan soit son esclave !
Gen / Jen 10.1 Now these are the generations of the sons of Noah, Shem, Ham, and Japheth: and unto them were sons born after the flood. Ary izao no taranaky ny zanakalahin' i Noa, dia Sema sy Hama ary Jafeta: Samy niteraka zazalahy avy izy taorian' ny safo-drano. Izao no taranak' i Sema sy Kama ary Jafeta, zanak' i Noe. Nitera-dahy izy ireo taorian' ny safo-drano. Voici la descendance des fils de Noé, Sem, Cham et Japhet, auxquels des fils naquirent après le déluge :
...............
Gen / Jen 10.21 Unto Shem also, the father of all the children of Eber, the brother of Japheth the elder, even to him were children born. Dia niteraka koa Sema, rain' ny zanak' i Ebera rehetra rahalahin' i Jafeta, izay zokiny. Dia nitera-dahy koa Sema, rain' ny zanak' i Ebera rehetra, sy zokin' i Jafeta. Une descendance naquit également à Sem, l' ancêtre de tous les fils de Éber et le frère aîné de Japhet.
Gen / Jen 10.22 The children of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram. Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama. Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, ary Arama. Fils de Sem : Élam, Ashshur, Arpakshad, Lud, Aram.
...............
Gen / Jen 10.31 These are the sons of Shem, after their families, after their tongues, in their lands, after their nations. Ireo no zanak' i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin' ny taniny, araka ny fireneny. Ireo no taranak' i Sema, araka ny fianakaviany sy araka ny fiteniny, any amin' ny taniny avy, araka ny fireneny avy. Tels furent les fils de Sem, selon leurs clans et leurs langues, d' après leurs pays et leurs nations.
...............
Gen / Jen 11.10 These are the generations of Shem: Shem was an hundred years old, and begat Arphaxad two years after the flood: Izao no taranak' i Sema: Rehefa zato taona Sema, dia niteraka an' i Arpaksada izy roa taona taorian' ny safo-drano. Izao no tantaran' i Sema: Efa zato taona Sema, vao niteraka an' i Arfaksada, roa taona taorian' ny safo-drano. Voici la descendance de Sem : Quand Sem eut cent ans, il engendra Arpakshad, deux ans après le déluge.
Gen / Jen 11.11 And Shem lived after he begat Arphaxad five hundred years, and begat sons and daughters. Ary ny andro niainan' i Sema taorian' ny niterahany an' i Arpaksada dia diman-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Mbola velona diman-jato taona Sema taorian' ny niterahany an' i Arfaksada, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Après la naissance d' Arpakshad, Sem vécut cinq cents ans et il engendra des fils et des filles.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.26 Amam, and Shema, and Moladah, sy Amama sy Sema sy Molada Amama, Samà, Moladà, Amam, Shema, Molada,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.4 Noah, Shem, Ham, and Japheth. Noa, Sema, Hama ary Jafeta. Noe, Sema, Kama, Jafeta. Noé, Sem, Cham et Japhet.
...............
1Tt / 1Tan 1.17 The sons of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram, and Uz, and Hul, and Gether, and Meshech. Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka. Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, Arana, Hosa, Hola, Getera ary Mosaoka. Fils de Sem : Élam, Ashshur, Arpakshad, Lud et Aram. Fils d' Aram : Uç, Hul, Géter et Méshek.
...............
1Tt / 1Tan 1.24 Shem, Arphaxad, Shelah, Sema, Arpaksada, Sela, Sema, Arfaksada, Sale, Arpakshad, Shélah,
...............
1Tt / 1Tan 2.43 And the sons of Hebron; Korah, and Tappuah, and Rekem, and Shema. Ary ny zanakalahin' i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema. Zanakalahin' i Hebrona: Kore, Tafoà, Rekema, ary Samà. Fils de Hébrôn : Qorah, Tappuah, Réqem et Shéma.
1Tt / 1Tan 2.44 And Shema begat Raham, the father of Jorkoam: and Rekem begat Shammai. Ary Sema niteraka an' i Rahama, rain' i Jorkeama, ary Rakema niteraka an' i Samay; Samà niteraka an-dRahama, rain' i Jerkaama; Rekema niteraka an' i Samaia. Shéma engendra Raham, père de Yorqéam. Réqem engendra Shammaï.
...............
1Tt / 1Tan 5.8 And Bela the son of Azaz, the son of Shema, the son of Joel, who dwelt in Aroer, even unto Nebo and Baalmeon: ary Bela, zanak' i Azaza, zanak' i Sema, zanak' i Joela, izay nonina tao Aroera hatrany Nebo sy Balameona. Balà zanak' i Azaza zanak' i Sammà zanak' i Joela; Balà dia nonina tany Aroera ka hatrany Nebao sy Beela-Meona, Béla fils de Azaz, fils de Shéma, fils de Yoèl. C' est Ruben qui, établi à Aroèr, s'étendait jusqu'à Nebo et Baal-Méôn.
...............
1Tt / 1Tan 8.13 Beriah also, and Shema, who were heads of the fathers of the inhabitants of Aijalon, who drove away the inhabitants of Gath: Beria koa sy Sema, izay lohan' ny fianakavian' ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata; Barià sy Samà, lohan' ny fianakaviana nonina tao Aialona no nampandositra ny mponina tao Geta. Béria et Shéma. Ils étaient chefs de famille des habitants d' Ayyalôn et mirent en fuite les habitants de Gat.
...............
1Tt / 1Tan 12.3 The chief was Ahiezer, then Joash, the sons of Shemaah the Gibeathite; and Jeziel, and Pelet, the sons of Azmaveth; and Berachah, and Jehu the Antothite. Ny lohany dia Ahiezera sy Joasy, zanak' i Sema Gibeatita, sy Jeziela sy Peleta zanak' i Azmaveta, ary Beraka sy Jeho Anatotita Ahisera no lohany, dia Joasa, zanak' i Samaà, any Gabaà; Jaziela sy Faleta, zanak' i Azmota; Barakà, Jehò avy any Anatota; Ahiézer le chef, et Yoash, fils de Hashshemaa de Gibéa, Yeziel et Pélèt, fils d' Azmavèt, Beraka et Yéhu d' Anatot,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 8.4 And Ezra the scribe stood upon a pulpit of wood, which they had made for the purpose; and beside him stood Mattithiah, and Shema, and Anaiah, and Urijah, and Hilkiah, and Maaseiah, on his right hand; and on his left hand, Pedaiah, and Mishael, and Malchiah, and Hashum, and Hashbadana, Zechariah, and Meshullam. Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin' ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa. Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao an-kavanany, Matatiasa, Semeiasa, Aniasa, Oria, Helkiasa, Maasiasa; teo an-kaviany, Fadaiasa, Misaela, Melkiasa, Hasoma, Hasbadanà, Zakaria, Mosolama. Le scribe Esdras se tenait sur une estrade de bois, construite pour la circonstance; près de lui se tenaient : à sa droite, Mattitya, Shéma, Anaya, Uriyya, Hilqiyya et Maaséya, et, à sa gauche, Pedaya, Mishaèl, Malkiyya, Hashum, Hashbaddana, Zekarya et Meshullam.

      Eklesiastika L'Ecclésiastique
...............
Si 49.16 Sema sy Seta koa, nankalazaina teo amin' ny olombelona; fa Adama no ambonin' ny zavatra rehetra tamin' ny zava-voahary. Sem et Seth furent glorieux parmi les hommes, mais au-dessus de toute créature vivante est Adam.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.36 Which was the son of Cainan, which was the son of Arphaxad, which was the son of Sem, which was the son of Noe, which was the son of Lamech, zanak' i Kenana, zanak' i Arpaksada, zanak' i Sema, zanak' i Noa, zanak' i Lameka, zanak' i Kainàna, zanak' i Arfaksada, zanak' i Sema, zanak' i Noe, zanak' i Lameka, fils de Kaïnam, fils d' Arphaxad, fils de Sem, fils de Noé, fils de Lamech,