Toko sy andininy momba Kosy

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 36.14 Therefore all the princes sent Jehudi the son of Nethaniah, the son of Shelemiah, the son of Cushi, unto Baruch, saying, Take in thine hand the roll wherein thou hast read in the ears of the people, and come. So Baruch the son of Neriah took the roll in his hand, and came unto them. Dia nirahin' ny mpanapaka rehetra Jehody, zanak' i Netania, zanak' i Selemia, zanak' i Kosy, ho any amin' i Baroka hanao hoe: Ento eny an-tananao ny horonan-taratasy, ilay novakinao teo anatrehan' ny vahoaka, ka mankanesa atý. Dia nentin' i Baroka, zanak' i Neria, teny an-tànany ny horonan-taratasy, ka dia nankany aminy izy. Tamin' izay ireo lehibe rehetra, naniraka an' i Jodì, zanak' i Nataniasa, zanak' i Selemiasa, zanak' i Kosi, ho any amin' i Baròka, hilaza aminy hoe: Raiso ny horonan-taratasy, izay namakianao teny teo an-tsofin' ny vahoaka, ary mankanesa atý hianao. dia norasin' i Baròka zanak' i Nerià ilay horonan-taratasy ka nankany amin' izy ireo izy. Alors, à l' unanimité, les princes envoyèrent à Baruch Yehudi, fils de Netanyahu, et Shélémyahu, fils de Kushi, pour lui dire : "Ce rouleau dont tu as fait lecture au peuple, prends-le et viens!" Baruch, fils de Nériyya, prit donc le rouleau et arriva près d' eux.