|
|
|
|
Makabeo II |
2ème Livre des Maccabées |
... | ... | ... | ... | ... |
2M 4.27 |
|
|
Ny amin' i Menelasa kosa, nahazo ny fahefana izy, nefa tsy nahatanteraka ny vola nampanantenainy ny mpanjaka tamin' izany, na dia efa nitaky aza Sostraty komandin' ny Akropola, |
Quant à Ménélas, il possédait sans doute le pouvoir, mais il ne versait rien au roi des sommes qu' il lui avait promises. |
... | ... | ... | ... | ... |
2M 4.29 |
|
|
Menelesa moa nametraka an' i Lisimàka rahalahiny ho mpisorona lehibe, misolo azy; Sostraty kosa nametraka an' i Koratesa governoran' i Sipra ho solony. |
Tandis que Ménélas laissait pour le remplacer comme grand prêtre son propre frère Lysimaque>, Sostrate> laissait Kratès>, le chef des Chypriotes>. |