|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 25.4 |
And the sons of Midian>; Ephah>, and Epher>, and Hanoch>, and Abidah>, and Eldaah>. All these were the children of Keturah>. |
Ary ny zanakalahin' i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanak' i Ketora. |
Ny zanakalahin' i Madiàna dia Efà, Ofera, Henoka, Abidà, ary Eldao. - Ireo no zanakalahin' i Setorà rehetra. |
Fils de Madiân> : Épha>, Épher>, Hanok>, Abida>, Eldaa>. Tous ceux-là sont fils de Qetura>. |
|
|
1st Book of Kings |
1 Mpanjaka |
Mpanjaka I |
1er Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 4.10 |
The son of Hesed>, in Aruboth>; to him pertained Sochoh>, and all the land of Hepher>: |
Beni-haseda tao Arobota; Soko sy ny tany Hefera rehetra no azy; |
Ben-Heseda, tao Arobota, azy avokoa Sokao sy ny tany Efera rehetra; |
Fils de Hésed>, à Arubbot> ; il avait Soko> et tout le pays de Héphèr>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.33 |
And the sons of Midian>; Ephah>, and Epher>, and Henoch>, and Abida>, and Eldaah>. All these are the sons of Keturah>. |
Ary ny zanakalahin' i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Ketora. |
Zanak' i Madiana: Efah, Efera, Henaoka, Abidà, ary Eldaà. Izy rehetra ireo dia zanak' i Setorà. |
Fils de Madiân> : Épha>, Épher>, Hanok>, Abida>, Eldaa>. Tous ceux-là sont fils de Qetura>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.17 |
And the sons of Ezra> were, Jether>, and Mered>, and Epher>, and Jalon>: and she bare Miriam>, and Shammai>, and Ishbah> the father of Eshtemoa>. |
Ary ny zanakalahin' i Ezra dia Jatera sy Mareda sy Efera ary Jalona; ary izy niteraka an' i Miriama sy Samay ary Jisba, razamben' ny any Estemoa. |
Zanakalahin' i Esrà: Jetera, Mereda, Efera, ary Jalòna. Ilay Ejipsiana novinadin' i Mereda, niteraka an' i Mariama sy Sammaì ary Jesbà, rain' i Estamao. |
Fils de Ezra> : Yéter>, Méred>, Épher>, Yalôn>. Puis elle conçut Miryam>, Shammaï> et Yishba> père d' Eshtemoa>, |