Toko sy andininy momba Atalia

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 8.26 Two and twenty years old was Ahaziah when he began to reign; and he reigned one year in Jerusalem. And his mother' s name was Athaliah, the daughter of Omri king of Israel. Roa amby roa-polo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanakavavin' i Omry, mpanjakan' ny Isiraely. Efa roa amby roapolo taona Okoziasa, fony tonga mpanjaka, ary herintaona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Atalia, zanak' i Amrì, mpanjakan' Israely. Ochozias avait 22 ans à son avènement et il régna un an à Jérusalem. Le nom de sa mère était Athalie, fille d' Omri, roi d' Israël.
2Mp 11.1 And when Athaliah the mother of Ahaziah saw that her son was dead, she arose and destroyed all the seed royal. Ary nony hitan' i Atalia, renin' i Ahazia, fa maty ny zanany dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak' andriana rehetra. Nony hitan' i Atalia renin' i Okoziasa fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak' andriana rehetra. Lorsque la mère d' Ochozias, Athalie, eut appris que son fils était mort, elle entreprit d' exterminer toute la descendance royale.
2Mp 11.2 But Jehosheba, the daughter of king Joram, sister of Ahaziah, took Joash the son of Ahaziah, and stole him from among the king' s sons which were slain; and they hid him, even him and his nurse, in the bedchamber from Athaliah, so that he was not slain. Fa Joseba. zanakavavin' i Jehorama mpanjaka ary anabavin' i Ahazia, dia naka an' i Joasy, zanak' i Ahazia, ka namonjy azy mbamin' ny mpitaiza azy avy teo amin' ny zanaky ny mpanjaka izay novonoina ho ao an-trano fitehirizam-pandriana ary nafeniny an' i Atalia izy, ka dia tsy mba voavono. Fa Josaba zanakavavin' i Jorama mpanjaka, sy anabavin' i Okoziasa, naka an' i Joasa zanak' i Okoziasa kosa, sy nanatsoaka azy teo amin' ny zanak' andriana, izay novonoin' ny olona, ary nametraka azy mbamin' ny mpitaiza azy, tao an' efitrano fitoeram-parafara, ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy. Mais Yehoshéba fille du roi Joram et soeur d' Ochozias, retira furtivement Joas, son neveu, du groupe des fils du roi qu' on massacrait et elle le mit, avec sa nourrice, dans la chambre des lits; elle le déroba ainsi à Athalie et il ne fut pas mis à mort.
2Mp 11.3 And he was with her hid in the house of the Lord six years. And Athaliah did reign over the land. Ary niery enin-taona tao aminy tao an-tranon' i Jehovah izy. Ary Atalia no nanjaka tamin' ny tany. Enin-taona no nieren' izy sy Josaba tao an-tranon' ny Tompo. Ary Atalia no nanjaka tamin' ny tany. Il resta six ans avec elle, caché dans le Temple de Yahvé, pendant qu' Athalie régnait sur le pays.
...............
2Mp 11.13 And when Athaliah heard the noise of the guard and of the people, she came to the people into the temple of the Lord. Ary nony ren' i Atalia ny tabataban' ny mpiambina sy ny vahoaka, dia mba nankao amin' ny vahoaka tao amin' ny tranon' i Jehovah izy. Nony nandre ny fihahohahon' ny mpihazakazaka sy ny vahoaka Atalia dia nankao amin' ny vahoaka izy, ao an-tranon' ny Tompo. Entendant la clameur populaire, Athalie se rendit vers le peuple au Temple de Yahvé.
2Mp 11.14 And when she looked, behold, the king stood by a pillar, as the manner was, and the princes and the trumpeters by the king, and all the people of the land rejoiced, and blew with trumpets: and Athaliah rent her clothes, and cried, Treason, Treason. Ary hitany fa, indro, ny mpanjaka nitsangana teo amin' ny fitoeran' andriana toy ny fanao, ary ny andrian-dahy sy ny mpitsoka trompetra dia teo anilan' ny mpanjaka; ary ny vahoaka rehetra nifaly sady nampaneno ny trompetra; dia nandriatra ny fitafiany Atalia ka niantso hoe: Fikomiana! fikomiana! Nijery izy ka inty ny mpanjaka mipetraka eo amin' ny lapihazo araka ny fanao. Teo anilan' ny mpanjaka ny lehibe sy ny mpitsoka trompetra, ary faly ny vahoaka rehetra, ary nitsoka trompetra ny olona. Dia nandriatra ny fitafiany Atalia, ka niantso hoe: Teti-dratsy! Teti-dratsy! Quand elle vit le roi debout sur l' estrade, selon l' usage, les chefs et les trompettes près du roi, tout le peuple du pays exultant de joie et sonnant de la trompette, Athalie déchira ses vêtements et cria : "Trahison! Trahison!"
...............
2Mp 11.20 And all the people of the land rejoiced, and the city was in quiet: and they slew Athaliah with the sword beside the king' s house. Dia nifaly ny vahoaka rehetra, ary nandry fahizay ny tanàna Ary Atalia novonoiny tamin' ny sabatra tao an-tranon' ny mpanjaka. Nifaly avokoa ny vahoaka rehetra tamin' ny tany, nandry fahizay ny tanàna, ary novonoina tamin' ny sabatra tao an-tranon' ny mpanjaka Atalia. Tout le peuple du pays était en liesse mais la ville ne bougea pas. Quant à Athalie, on la fit périr par l'épée dans le palais royal.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.26 And Shamsherai, and Shehariah, and Athaliah, ary Samseray sy Seharia sy Atalia Samsarì, Sohorià, Otolià, Shamsheraï, Sheharya, Atalya,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 22.2 Forty and two years old was Ahaziah when he began to reign, and he reigned one year in Jerusalem. His mother' s name also was Athaliah the daughter of Omri. Roa amby efa-polo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanak' i Omry. Roa amby efapolo taona izy, fony vao nanjaka; ary herin-taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Atalia zanak' i Amri. Il avait quarante-deux ans à son avènement et il régna un an à Jérusalem. Le nom de sa mère était Athalie, fille de Omri.
...............
2Tt / 2Tan 22.10 But when Athaliah the mother of Ahaziah saw that her son was dead, she arose and destroyed all the seed royal of the house of Judah. Ary nony hitan' i Atalia, renin' i Ahazia, fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak' andriana rehetra tamin' ny taranak' i Joda. Nony hitan' i Atalia, renin' i Okoziasa fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka namono ny zanak' andriana rehetra amin' ny taranak' i Jodà. Lorsque la mère d' Ochozias, Athalie, eut appris que son fils était mort, elle entreprit d' exterminer toute la descendance royale de la maison de Juda.
2Tt / 2Tan 22.11 But Jehoshabeath, the daughter of the king, took Joash the son of Ahaziah, and stole him from among the king' s sons that were slain, and put him and his nurse in a bedchamber. So Jehoshabeath, the daughter of king Jehoram, the wife of Jehoiada the priest, (for she was the sister of Ahaziah,) hid him from Athaliah, so that she slew him not. Fa Joseba, zanakavavin' ny mpanjaka, dia naka an' i Joasy, zanak' i Ahazia, ka namonjy azy avy teo amin' ny zanaky ny mpanjaka izay novonoina, dia nampiditra azy sy ny mpitaiza azy ho ao an-trano fitehirizam-pandriana. Ary nafenin' i Joseba, zanakavavin' i Jehorama mpanjaka, vadin' i Joiada mpisorona, izy (fa anabavin' i Ahazia ravehivavy) mba tsy ho hitan' i Atalia, ka dia tsy mba voavonony izy. Joasa zanak' i Okoziasa anefa, nalain' i Josabeta zanakavavin' ny mpanjaka, nesoriny avy tamin' ireo zanaky ny mpanjaka izay novonoina tamin' izay, ka napetrany tao an' efitranom-parafara, izy sy ny mpitaiza azy. Toy izany no nanafenan' i Josabeta zanakavavin' i Jorama mpanjaka, vadin' i Joiadà mpisorona, anabavin' i Okoziasa, an' i Joasa, ka tsy nahitan' i Atalia azy, sy tsy nahafatesany azy. Mais Yehoshéba, fille du roi, retira furtivement Joas, fils d' Ochozias, du groupe des fils du roi qu' on massacrait et elle le mit, avec sa nourrice, dans la chambre des lits. Ainsi Yehoshéba, fille du roi Joram et femme du prêtre Yehoyada et elle était soeur d' Ochozias , put le soustraire à Athalie et éviter qu' elle ne le tuât.
2Tt / 2Tan 22.12 And he was with them hid in the house of God six years: and Athaliah reigned over the land. Ary niery enin-taona tao aminy tao an-tranon' Andriamanitra izy. Ary Atalia no nanjaka tamin' ny tany Niara-niery taminy enin-taona, tao an-tranon' ny Tompo izy. Ary Atalia no nanjaka tamin' ny tany. Il resta six ans avec eux, caché dans le Temple de Dieu, pendant qu' Athalie régnait sur le pays.
...............
2Tt / 2Tan 23.12 Now when Athaliah heard the noise of the people running and praising the king, she came to the people into the house of the Lord: Ary nony ren' i Atalia ny tabataban' ny vahoaka nifamoivoy sy niarahaba ny mpanjaka, dia mba nankao amin' ny vahoaka tao an-tranon' i Jehovah koa izy. Nony ren' i Atalia ny fihahohahon' ny vahoaka nidodododo sy nihoby ny mpanjaka dia mba nankao amin' ny vahoaka tao an-tranon' ny Tompo izy. Entendant les cris du peuple qui se précipitait vers le roi et l' acclamait, Athalie se rendit auprès du peuple au Temple de Yahvé.
2Tt / 2Tan 23.13 And she looked, and, behold, the king stood at his pillar at the entering in, and the princes and the trumpets by the king: and all the people of the land rejoiced, and sounded with trumpets, also the singers with instruments of musick, and such as taught to sing praise. Then Athaliah rent her clothes, and said, Treason, Treason. Ary hitany fa, indro, ny mpanjaka nitsangana teo amin' ny fitoeran' andriana teo amin' ny fidirana, ary ny mpanapaka sy ny mpitsoka ny trompetra dia teo anilan' ny mpanjaka; ary ny vahoaka rehetra dia nifaly sady nitsoka ny trompetra ary ny mpihira amin' ny zava-maneno isan-karazany no nitarika ny hira fiderana. Dia nandriatra ny fitafiany Atalia ka niantso hoe: Fikomiana! fikomiana! Nijery izy ka inty ny mpanjaka nitsangana teo amin' ny lampihazo eo amin' ny fidirana; ny lehibe amam-pitsoka trompetra nanotrona ny mpanjaka, ary ny vahoaka rehetra amin' ny tany revon-kafaliana; ny trompetra notsofiny; ary ny mpihira an-java-maneno nanoro hevitra momba ny hira fiderana. Nandriatra ny fitafiany Atalia ka niantso hoe: Fikomiana! Fikomiana! Quand elle vit le roi debout sur l' estrade, à l' entrée, les chefs et les trompettes auprès du roi, tout le peuple du pays exultant de joie et sonnant de la trompette, les chantres avec les instruments de musique dirigeant le chant des hymnes, Athalie déchira ses vêtements et s'écria : " Trahison! Trahison! "
...............
2Tt / 2Tan 23.21 And all the people of the land rejoiced: and the city was quiet, after that they had slain Athaliah with the sword. Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanana, fa Atalia efa novonoiny tamin' ny sabatra. Nifaly ny vahoaka rehetra amin' ny tany ary nandry fahizay ny tanàna. Fa Atalia novonoina tamin' ny sabatra. Tout le peuple du pays était en joie, mais la ville ne bougea pas. Quant à Athalie, on la fit périr par l'épée.
...............
2Tt / 2Tan 24.7 For the sons of Athaliah, that wicked woman, had broken up the house of God; and also all the dedicated things of the house of the Lord did they bestow upon Baalim. Fa ny zanak' i Atalia, ilay vehivavy ratsy fanahy, efa nandrava ny tranon' Andriamanitra; ary ny zavatra masina rehetra tao an-tranon' i Jehovah koa dia efa nateriny ho an' ireo Bala. Fa efa nosimbain' i Atalia mpankahala ny fivavahana mbamin' ireo zanany ny tranon' Andriamanitra, ary efa nentiny hatao amin' ireo Baala ny zavatra rehetra voatokana ho an' ny tranon' ny Tompo. Athalie et ses fils qu' elle a pervertis ont endommagé le Temple de Dieu et ont même attribué aux Baals tous les revenus sacrés du Temple de Yahvé. "

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.7 And of the sons of Elam; Jeshaiah the son of Athaliah, and with him seventy males. Jesaia, zanak' i Atalia, avy tamin' ny taranak' i Elama, mbamin' ny namany fito-polo lahy; tamin' ny taranak' i Alama, Izaia, zanak' i Ataliasa mbamin' ireo enimpolo lahy izay niaraka taminy; des fils de Elam : Yeshaya, fils d' Atalya, et avec lui 70 mâles;

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 14.24 And after they had passed throughout Pisidia, they came to Pamphylia. Ary rehefa nandeha namaky an' i Pisidia izy, dia tonga tany Pamfylia. Ary rahefa nitory ny tenin' ny Tompo tany Perjy izy, dia nidina nankany Atalia. Traversant alors la Pisidie, ils gagnèrent la Pamphylie.
Asa 14.25 And when they had preached the word in Perga, they went down into Attalia: Ary nony efa nitory ny teny tany Peryga izy, dia nidina nankany Atalia. Avy ao izy, dia niondrana an-tsambo hankany Antiokia, fa teo no nanolorana azy hoentin' ny fahasoavan' Andriamanitra hanao ny asa izay vitany. Puis, après avoir annoncé la parole à Pergé, ils descendirent à Attalie ;