Toko sy andininy momba Bela

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 14.2 That these made war with Bera king of Sodom, and with Birsha king of Gomorrah, Shinab king of Admah, and Shemeber king of Zeboiim, and the king of Bela, which is Zoar. dia nandeha izy ireo ka nanafika an' i Bera, mpanjakan' i Sodoma. sy Birsa, mpanjakan' i Gomora. sy Sinaba, mpanjakan' i Adma, sy Semebera, mpanjakan' i Zeboima, ary ny mpanjakan' i Bela (dia Zoara izany). dia sendra rafitra ady izy ireo tamin' i Barà, mpanjakan' i Sodoma sy Bersà, mpanjakan' i Gomora, sy Senaaba, mpanjakan' i Adamà, sy Seneber, mpanjakan' i Seboima, ary ny mpanjakan' i Balà, dia Segora izany. ceux-ci firent la guerre contre Béra roi de Sodome, Birsha roi de Gomorrhe, Shinéab roi d' Adma, Shémeéber roi de Çeboyim et le roi de Béla c' est Çoar .
...............
Gen / Jen 14.8 And there went out the king of Sodom, and the king of Gomorrah, and the king of Admah, and the king of Zeboiim, and the king of Bela (the same is Zoar;) and they joined battle with them in the vale of Siddim; Dia nivoaka ny mpanjakan' i Sodoma sy ny mpanjakan' i Gomora sy ny mpanjakan' i Adma sy ny mpanjakan' i Zeboima ary ny mpanjakan' i Bela (dia Zoara izany) ka nilahatra hiady amin' ireo teo an-dohasahan' i Sidima, Tamin' izay no nivoahan' ny mpanjakan' i Seboima, ary ny mpanjakan' i Balà, dia Segora izany, nilahatra tao an-dohasahan' i Sidima hiady tamin' ireo, Alors le roi de Sodome, le roi de Gomorrhe, le roi d' Adma, le roi de Çeboyim et le roi de Béla c' est Çoar s'ébranlèrent et se rangèrent en bataille contre eux dans la vallée de Siddim,
...............
Gen / Jen 36.32 And Bela the son of Beor reigned in Edom: and the name of his city was Dinhabah. Nanjaka tany Edoma Bela, zanak' i Beora; ary Dinaba no anaran' ny tanànany. Belà, zanak' i Beora, nanjaka tany Edoma; ary ny anaran' ny tanànany dia atao hoe: Denaba. En Édom régna Béla, fils de Béor, et sa ville s' appelait Dinhaba.
Gen / Jen 36.33 And Bela died, and Jobab the son of Zerah of Bozrah reigned in his stead. Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak' i Zera avy tany Bozra. Dia maty Belà ary Jobaba, zanak' i Zoara, avy any Boarà, no nanjaka nandimby azy. Béla mourut et à sa place régna Yobab, fils de Zérah, de Boçra.
...............
Gen / Jen 46.21 And the sons of Benjamin were Belah, and Becher, and Ashbel, Gera, and Naaman, Ehi, and Rosh, Muppim, and Huppim, and Ard. Ary ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda. Zanak' i Benjamina: Belà, Bokora, Asbela, Jerà, Naamàna, Eshi, Rosa, Mofima, Ofima, ary Areda. Les fils de Benjamin : Béla, Béker, Ashbel, Géra, Naamân, Éhi, Rosh, Muppim, Huppim et Ard.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.38 The sons of Benjamin after their families: of Bela, the family of the Belaites: of Ashbel, the family of the Ashbelites: of Ahiram, the family of the Ahiramites: Ny taranak' i Benjamina, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Bela ny fokon' ny Belita; avy tamin' i Asibela ny fokon' ny Asibelita; avy tamin' i Ahirama ny fokon' ny Ahiramita; Zanak' i Benjamina, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Belaita, avy tamin' i Belà; ny fokon' ny Asbelita, avy tamin' i Asbela; ny fokon' ny Ahiramita avy tamin' i Ahirama; Les fils de Benjamin, par clans : pour Béla, le clan Baléite ; pour Ashbel, le clan Ashbélite ; pour Ahiram, le clan Ahiramite ;
...............
Nom / Fan 26.40 And the sons of Bela were Ard and Naaman: of Ard, the family of the Ardites: and of Naaman, the family of the Naamites. Ary ny taranak' i Bela dia Arda sy Namana; dia ny fokon' ny Ardita; ary avy tamin' i Namana ny fokon' ny Namanita. Ary ny zanak' i Belà, dia Hereda sy Noemana: ny fokon' ny Heredita, avy tamin' i Hereda; ny fokon' ny Noemanita, avy tamin' i Noemana; Béla eut pour fils Ard et Naamân : pour Ard, le clan Ardite ; pour Naamân, le clan Naamite.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.43 Now these are the kings that reigned in the land of Edom before any king reigned over the children of Israel; Bela the son of Beor: and the name of his city was Dinhabah. Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin' ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin' ny Zanak' Isiraely: Bela, zanak' i Beora; ary Dinaba no anaran' ny tanànany. Ireto no mpanjaka efa nanjaka tany amin' ny tany Edoma, talohan' ny nisian' ny mpanjaka nanjaka tamin' ny zanak' Israely: Belà, zanak' i Beora, ary Denabà no anaran-tanànany. Voici les rois qui régnèrent au pays d'Édom avant que ne régnât un roi des Israélites : Béla fils de Béor, et sa ville s' appelait Dinhaba.
1Tt / 1Tan 1.44 And when Bela was dead, Jobab the son of Zerah of Bozrah reigned in his stead. Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak' i Zera, avy any Bozra. Maty Belà, ka Jobaba zanak' i Zare avy any Bosrà no nanjaka nandimby azy. Béla mourut et à sa place régna Yobab, fils de Zérah, de Boçra.
...............
1Tt / 1Tan 5.8 And Bela the son of Azaz, the son of Shema, the son of Joel, who dwelt in Aroer, even unto Nebo and Baalmeon: ary Bela, zanak' i Azaza, zanak' i Sema, zanak' i Joela, izay nonina tao Aroera hatrany Nebo sy Balameona. Balà zanak' i Azaza zanak' i Sammà zanak' i Joela; Balà dia nonina tany Aroera ka hatrany Nebao sy Beela-Meona, Béla fils de Azaz, fils de Shéma, fils de Yoèl. C' est Ruben qui, établi à Aroèr, s'étendait jusqu'à Nebo et Baal-Méôn.
...............
1Tt / 1Tan 7.6 The sons of Benjamin; Bela, and Becher, and Jediael, three. Ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sa Bakera ary Jediaela; telo izy. Zanakalahin' i Benjamina: Belà, Bekora, ary Jadiela, telo izy. Benjamin : Béla, Béker, Yediael : trois.
1Tt / 1Tan 7.7 And the sons of Bela; Ezbon, and Uzzi, and Uzziel, and Jerimoth, and Iri, five; heads of the house of their fathers, mighty men of valour; and were reckoned by their genealogies twenty and two thousand and thirty and four. Ary ny zanakalahin' i Bela dia Ezbona sy Ozy sy Oziela sy Jerimota ary Iry; dimy izy, ary samy lohan' ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ary ny Isany araka ny firazanany dia efatra amby telo-polo amby roa arivo sy roa alina. Zanakalahin' i Belà: Esbona, Ozia, Oziela, Jerimota ary Oraia; dimy izy lohan' ny fokom-pianakaviana, lehilahy mahery, efa-jato sy roa arivo amby roa alina no isany, voasoratra amin' ny tetiarana. Fils de Béla : Eçbôn, Uzzi, Uzziel, Yerimot et Iri : cinq, chefs de famille, preux valeureux, groupant 22034 hommes.
1Tt / 1Tan 8.1 Now Benjamin begat Bela his firstborn, Ashbel the second, and Aharah the third, Ary Benjamina niteraka an' i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, Ny naterak' i Benjamina dia Belà lahimatoany, Asbela lahiaivo, Aharà fahatelo, Benjamin engendra Béla son premier-né, Ashbel le second, Ahiram le troisième,
...............
1Tt / 1Tan 8.3 And the sons of Bela were, Addar, and Gera, and Abihud, Ary ny zanakalahin' i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda Ny zanakalahin' i Belà dia Adara, Gerà, Abioda, Béla eut des fils : Addar, Géra père d'Éhud,

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
Isa / Iz 46.1 Bel boweth down, Nebo stoopeth, their idols were upon the beasts, and upon the cattle: your carriages were heavy loaden; they are a burden to the weary beast. Mangozohozo Bela, efa miraika Nebo, ny sampiny dia nampitondraina ny biby folahina sy ny biby fiompy; Ny zavatra fitondranareo dia asampy ka tonga enta-mavesatra entin' ireo biby reraka. Mirodana Bela, miletsy Nebao; ataingina eo ambony biby, eo ambony biby mpitondra entana ny sariny. Ireo sampy izay nentinareo dia ataingina toy ny entana mavesatra, eo ambony biby sasatra. Bel s' est courbé, Nebo s' effondre, leurs idoles sont confiées aux animaux et aux bêtes de somme, ces charges que vous souleviez, c' est un fardeau pour la bête fourbue.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 50.2 Declare ye among the nations, and publish, and set up a standard; publish, and conceal not: say, Babylon is taken, Bel is confounded, Merodach is broken in pieces; her idols are confounded, her images are broken in pieces. Ambaraonareo, eny, torio any amin' ny firenena, ary manangàna faneva, torio, fa aza afenina, ataovy hoe: Afaka Babylona! Mangaihay Bela, raiki-tahotra Merodaka! Eny, mangaihay ny sampiny, Raiki-tahotra ny sarin-javatra! Ambarao any amin' ny firenena, torio izao, manangàna saina, ka torionareo izao; aza afeninareo fa lazao hoe: Azo, Babilona. Mangaihay ny sampiny, voazera ny andriamanitra tsy izy ao. Annoncez-le parmi les nations, publiez-le, hissez un signal et publiez-le, ne cachez rien, proclamez Babylone est prise, Bel honteux, Mérodak écroulé. Ses idoles sont honteuses, ses Saletés écroulées.
...............
Jer / Jr 51.44 And I will punish Bel in Babylon, and I will bring forth out of his mouth that which he hath swallowed up: and the nations shall not flow together any more unto him: yea, the wall of Babylon shall fall. Ary Bela dia hampijaliko any Babylona, ka hasaiko haloany izay nateliny; Ary ny firenena tsy hitanjozotra hankany aminy intsony; Ny mandan' i Babylona dia hirodana. Hamangy an' i Bela ao Babela aho: Ka izay nateliny, hotsoahako avy eo am-bavany, ary ny firenena, tsy hitanjozotra ho ao aminy intsony. Ny mandan' i Babela aza, nirodana. Je visiterai Bel dans Babylone et lui retirerai de la bouche ce qu' il a englouti. Vers lui n' afflueront plus les nations, désormais. Et même le rempart de Babylone tombera.

      Baroka Livre de Baruch
...............
Bar 6.40 Ny Kaldeana aza, manala baraka azy ireny; fa nony mahita olona tsy mahateny izy ireo, dia manolotra azy an' i Bela, sady mangataka mba ho afa-miteny ilay moana, mova tsy ny mahare zavatra iny ilay andriamanitra. Les Chaldéens eux-mêmes les déshonorent quand, voyant un muet qui ne peut parler, ils le présentent à Bel et réclament que cet homme parle, comme si le dieu pouvait entendre;

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 14.2 Tamin' ny Babiloniana, dia nisy sampy anankiray atao hoe Bela, izay nandaniana lafarina roa ambin' ny folo artaba, ondry efapolo, ary divay enina metreta isan' andro.
Dan / Da 14.3 Ny mpanjaka koa nanaja an' io sy nandeha nivavaka taminy isan' andro; fa Daniely kosa nivavaka tamin' Andriamanitra. Ka hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana hianao no tsy mba mivavaka amin' i Bela?
...............
Dan / Da 14.5 Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ataonao fa tsy zavatra velona va Bela? Tsy hitanao va ity zavatra rehetra haniny sy sotroiny isan' andro?
...............
Dan / Da 14.7 Tezitra ny mpanjaka ka niantso ireo mpisoron' i Bela sy nanao taminy hoe: Raha tsy lazainareo amiko izay mihinana ireny fanatitra ireny dia maty hianareo;
Dan / Da 14.8 fa raha voasehonareo amiko kosa fa Bela no mihinana ireny dia Daniely no maty, satria niteny ratsy an' i Bela izy.
Dan / Da 14.9 Ary nisy fitopolo lahy ny mpisoron' i Bela hafa-tsy ny vady aman-janany. Dia nankany amin' ny tempolin' i Bela ny mpanjaka sy Daniely.
Dan / Da 14.10 Ka hoy ireto mpisoron' i Bela: Izahay handeha hivoaka; fa hianao kosa, ry mpanjaka, asaovy apetraka ny hanina, ary asaovy haroso ny divay rahefa voaharoharo, dia hidio ny varavarana, sady asio tombokase amin' ny fanombohan-kasenao.
Dan / Da 14.11 Ary rahampitso maraina, rahefa miditra hianao, ka hitanao fa tsy lanin' i Bela izany rehetra izany, dia ho faty izahay, na hoe Daniely no ho faty kosa, fa nandainga namely anay.
...............
Dan / Da 14.13 Nony nivoaka izy ireo, ka efa nasain' ny mpanjaka napetraka teo anoloan' i Bela koa ny hanina, Daniely kosa, nandidy ireo mpanompony hitondra lavenona, ary naeliny manerana ny tempoly teo anatrehan' ny mpanjaka irery ihany izany, vao nivoaka izy ireo, dia nohidiany ny varavarana, sady nasiany tombo-kase tamin' ny fanombohan-kasen' ny mpanjaka, dia lasa nandeha izy.
...............
Dan / Da 14.17 Raha vao novohan' ny mpanjaka ny varavarana, ka nojereny ny latabatra, dia niantso izy tamin' ny feo manao hoe: Lehibe hianao, ry Bela ô, sady tsy misy fitaka aminao.
...............
Dan / Da 14.21 Nasainy novonoina ho faty izy ireo, ary Bela natolony eo am-pelatanan' i Daniely, dia noravany hatramin' ny tempoliny.
...............
Dan / Da 14.27 Nony nandre izany ny Babiloniana dia nirehitra mafy ny fahatezerany, ka nivory hanohitra ny mpanjaka izy, sy nanao hoe: Tonga Jody ny mpanjaka, fa Bela noravany, ny dragona nasainy novonoina; ary ny mpisorona naripany.