Teny iditra bela
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Betsileo, Sakalava, Tsimihety] (pour belaka : ouvert en grand ; allusion aux fleurs en forme d'entonnoir). Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) ; un des nombreux noms de la patate douce. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ipomoea batatas

Teny iditra -bela
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vela
Ohatra 
1Diso paika ka matim-bela. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 104]
2dia voatery hihinam-bela fanindroany, fanintelony. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 212]

Teny iditra Bela
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fandikana anglisy Bela [Baiboly]
Fandikana frantsay Béla [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Belà
Ohatra 
1Mangaihay Bela, raiki-tahotra Merodaka! [Baiboly: 30.50.2]
2Ary ny taranak' i Bela dia Arda sy Namana; [Baiboly: 4.26.40]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31