Toko sy andininy momba Etiopiana

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 12.3 With twelve hundred chariots, and threescore thousand horsemen: and the people were without number that came with him out of Egypt; the Lubims, the Sukkiims, and the Ethiopians. ary nitondra kalesy roan-jato amby arivo sy mpitaingin-tsoavaly enina alina izy, ary tsy hita isa ny olona izay nanaraka azy avy tany Egypta, dia ny Lobita sy ny Sokita ary ny Etiopiana. Nitondra kalesy roan-jato amby arivo, mpitaingin-tsoavaly enina alina izy, ary tsy tambo isaina ny vahoaka momba azy avy any Ejipta, dia ny Libiana, ny Sokiana, ny Etiopiana. Avec mille deux cents chars, soixante mille chevaux et une innombrable armée de Libyens, de Sukkiens et de Kushites, qui vint avec lui d'Égypte,
...............
2Tt / 2Tan 14.8 And Asa had an army of men that bare targets and spears, out of Judah three hundred thousand; and out of Benjamin, that bare shields and drew bows, two hundred and fourscore thousand: all these were mighty men of valour. Ary Zera Etiopiana nivoaka hiady tamin' ireo ka nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy telon-jato, ka dia tonga tao Maresa. Fa nivoaka hiady tamin' ireo Zarà, Etiopiana, nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy telon-jato, ka nandroso hatrany Maresà. Zérah le Kushite fit une incursion avec une armée de mille milliers et de trois cents chars, et il atteignit Maresha.
...............
2Tt / 2Tan 14.11 And Asa cried unto the Lord his God, and said, Lord, it is nothing with thee to help, whether with many, or with them that have no power: help us, O Lord our God; for we rest on thee, and in thy name we go against this multitude. O Lord, thou art our God; let no man prevail against thee. Ary Jehovah namely ny Etiopiana teo anoloan' i Asa sy ny Joda, ka dia nandositra ireny. Dia nasian' ny Tompo teo anoloan' i Asà sy Jodà, ny Etiopiana, ka vaky nandositra ny Etiopiana. Yahvé battit les Kushites devant Asa et les Judéens : les Kushites s' enfuirent
2Tt / 2Tan 14.12 So the Lord smote the Ethiopians before Asa, and before Judah; and the Ethiopians fled. Ary Asa sy ny vahoaka teo aminy nanenjika azy hatrany Gerara, ka dia nahafatesana be ny Etiopiana ka tsy naharina intsony; fa voaringana teo anoloan' i Jehovah sy ny miaramilany izy, ka nahazoan' ny Joda babo betsaka. Nenjehin' i Asà sy ny vahoaka nomba azy izy hatrany Gerara, ka be loatra ny Etiopiana lavo ka tsy azony nantenaina ny hiarina indray, fa voatorotoro eo anatrehan' ny Tompo sy eo anatrehan' ny tafiny. Babo tsy erany no azon' i Asà sy ny vahoakany. et Asa les poursuivit avec son armée jusqu'à Gérar. Il tomba tant de Kushites qu' ils ne purent subsister, car ils s'étaient brisés devant Yahvé et son camp. On ramassa une grande quantité de butin,
...............
2Tt / 2Tan 16.8 Were not the Ethiopians and the Lubims a huge host, with very many chariots and horsemen? yet, because thou didst rely on the Lord, he delivered them into thine hand. Tsy maro be va ny Etiopiana sy ny Lobita, ary tsy maro be koa va ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny? Nefa noho ny niankinanao tamin' i Jehovah, dia natolony teo an-tananao ireo. Moa ny Etiopiana sy ny Libiana va tsy mba tafika lehibe, nisy kalesy amam-pitaingin-tsoavaly maro be? Nefa noho hianao niankina tamin' ny Tompo dia natolony teo an-tànanao ireny. Kushites et Libyens ne formaient-ils pas une armée nombreuse avec une grande multitude de chars et de chevaux ? Or n' ont-ils pas été livrés entre tes mains parce que tu t'étais appuyé sur Yahvé ?
...............
2Tt / 2Tan 21.16 Moreover the Lord stirred up against Jehoram the spirit of the Philistines, and of the Arabians, that were near the Ethiopians: Ary Jehovah namporisika ny Filistina sy ny Arabo izay ao akaikin' ny Etiopiana hamely an' i Jehorama; Ary nambosin' ny Tompo hamely an' i Jorama ny sain' ny Filistina mbamin' ny Arabo teo akaikin' ny Etiopiana. Yahvé excita contre Joram l' animosité des Philistins et des Arabes voisins des Kushites.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 20.4 So shall the king of Assyria lead away the Egyptians prisoners, and the Ethiopians captives, young and old, naked and barefoot, even with their buttocks uncovered, to the shame of Egypt. dia ho toy izany no hitondran' ny mpanjakan' i Asyria ny Egyptiana ho babo sy ny Etiopiana ho sambotra, na tanora na antitra, samy tsy hitafy sady tsy hikiraro no tsy hisarom-pe, ho henatr' i Egypta. no hitondran' ny mpanjakan' i Asiria ny babo avy any Ejipta; sy ny voasesi-tany avy any Etiopia, na tovolahy, na lahiantitra, tsy mitafy, tsy mikiraro, miseho valahana, ho henatr' i Ejipta. de même le roi d' Assur emmènera les captifs d'Égypte et les déportés de Kush, les jeunes et les vieux, nus, déchaussés et fesses découvertes, à la honte de l'Égypte.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 13.23 Can the Ethiopian change his skin, or the leopard his spots? then may ye also do good, that are accustomed to do evil. Moa mahova ny hodiny va ny Etiopiana, ary ny leoparda va mahova ny sorany? Raha izany, dia mahazo manao tsara koa ianareo izay efa zatra nanao ratsy. Hahova ny hodiny va ny Etiopiana, hahova ny sorany va ny leoparda? Ary hianareo va hety hanao ny tsara dia hianareo nozarina hanao ratsy? Un Ethiopien peut-il changer de peau? Une panthère de pelage? Et vous, pouvez-vous bien agir, vous les habitués du mal?
...............
Jer / Jr 38.7 Now when Ebedmelech the Ethiopian, one of the eunuchs which was in the king' s house, heard that they had put Jeremiah in the dungeon; the king then sitting in the gate of Benjamin; Ary Ebeda-meleka Etiopiana, tandapa anankiray tao amin' ny tranon' ny mpanjaka, raha nandre ny nandatsahany an' i Jeremia tao amin' ny lavaka (nipetraka teo amin' ny vavahadin' ny Benjamina ny mpanjaka androtr' iny), Ren' i Abdemeleka etiopiana eonoka tao an-tranon' ny mpanjaka fa hoe tao an-davaka Jeremia, nipetraka teo am-bavahadin' i Benjamina ny mpanjaka tamin' izay; Or le Kushite Ebed-Mélek, un eunuque attaché au palais royal, apprit qu' on avait mis Jérémie dans la citerne. Comme le roi s'était arrêté à la porte de Benjamin,
...............
Jer / Jr 38.10 Then the king commanded Ebedmelech the Ethiopian, saying, Take from hence thirty men with thee, and take up Jeremiah the prophet out of the dungeon, before he die. Ary ny mpanjaka nandidy an' i Ebeda-meleta Etiopiana hoe: Mitondrà telo-polo lahy hiaraka aminao hampakatra an' i Jeremia mpaminany hiala ao anaty lavaka, dieny tsy mbola maty izy. Dia nanome teny an' i Abdemeleka etiopiana ny mpanjaka nanao hoe: Mangalà olona telopolo lahy etoana, hiaraka aminao, ka ampakaro i Jeremia mpaminany avy ao an-davaka dieny mbola tsy maty izy. Alors le roi donna cet ordre au Kushite Ebed-Mélek : "Prends ici 30 hommes avec toi, et remonte de la citerne le prophète Jérémie avant qu' il ne meure."
...............
Jer / Jr 38.12 And Ebedmelech the Ethiopian said unto Jeremiah, Put now these old cast clouts and rotten rags under thine armholes under the cords. And Jeremiah did so. Dia hoy Ebeda-meleka Etiopiana tamin' i Jeremia: Ataovy eo ambanin' ny helikao ireto lamba rovitra sy vorodamba ireto ho efitry ny mahazaka, dia nataon' i Jeremia izany; Dia hoy Abdemeleka etiopiana tamin' i Jeremia: Ataovy ao ambany helikao ireny lamba tonta amam-borodamba ireny eo ambanin' ny tady. Nataon' i Jeremia izany. Ebed-Mélek le Kushite dit à Jérémie : "Mets donc ces bouts de tissus déchirés et usés sous tes aisselles par-dessous les cordes." Ce que fit Jérémie.
...............
Jer / Jr 39.16 Go and speak to Ebedmelech the Ethiopian, saying, Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; Behold, I will bring my words upon this city for evil, and not for good; and they shall be accomplished in that day before thee. Mandehana, ka lazao amin' i Ebeda-meleka Etiopiana hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hotoviko amin' ity tanàna ity ny teniko hahatonga loza, fa tsy soa; ary ho tanteraka eo imasonao izany amin' izany andro izany. Mandehana hianao milaza amin' i Abdemeleka Etiopiana hoe: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Indro aho hanatanteraka ny teniko momba ity tanàna ity, hampahita loza fa tsy hanasoa, ary dia ho eo imasonao androtr' izay ihany izany. Va-t' en dire au Kushite Ebed-Mélek : Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Voici, je vais accomplir contre cette ville mes paroles chargées de malheur et non de bonheur. Ce jour-là, elles se réaliseront sous tes yeux.
...............
Jer / Jr 46.9 Come up, ye horses; and rage, ye chariots; and let the mighty men come forth; the Ethiopians and the Libyans, that handle the shield; and the Lydians, that handle and bend the bow. Miakara, ianareo soavaly, ary miriota toy ny adala, ianareo kalesy; Ary aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia ny Etiopiana sy ny Libyana, izay mitana ampinga, ary ny Lydiana, izay mitana sy manenjana tsipìka. Mandrosoa, ry soavaly; Mirimorimoa, ry kalesy! Miaingà, ry mpiady! Ry Etiopiana sy Libiana mitanà ampinga, Ry Lidiana, mitanà sy manenjàna tsipìka! Chevaux, chargez! Chars, foncez! Que s' avancent les guerriers, gens de Kush et de Put, porteurs de boucliers, Ludiens qui bandez l' arc!"

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 30.5 Ethiopia, and Libya, and Lydia, and all the mingled people, and Chub, and the men of the land that is in league, shall fall with them by the sword. Etiopia sy Libya sy Lydia sy ny olona samy hafa firenena rehetra sy ny Kobiana sy ny zanaky ny tany vita fanekena dia hiaraka ho lavon-tsabatra aminy. Ny Etiopiana, ny Libiana, ny Lidiana, ny hafa firenena isan-karazany, Koba, sy ny zanaky ny tany vita fanekena, ho lavon-tsabatra miaraka aminy koa. Kush, Put et Lud, toute l' Arabie, Kub et les fils du pays de l' Alliance tomberont avec eux par l'épée.
...............
Eze / Ez 30.9 In that day shall messengers go forth from me in ships to make the careless Ethiopians afraid, and great pain shall come upon them, as in the day of Egypt: for, lo, it cometh. Amin' izany andro izany dia hisy iraka mivoaka avy amiko handeha an-tsambo hampahatahotra ny Etiopiana izay mitoetra tsy manahinahy, ka dia hangorohoro tahaka ny tamin' ny andro namelezana an' i Egypta izy; Fa, indro, avy izany. Amin' izany andro izany, hisy iraka avy amin' ny anarako handeha an-dakana hampitebiteby an' i Etiopia izay mitoetra tsy amin' ny ahiahy, ka hisy fanahiana lehibe any aminy, toy ny tamin' ny andron' i Ejipta, fa indro tonga izy io. Ce jour-là, les messagers que j' enverrai partiront sur des bateaux pour troubler Kush dans sa sécurité. L' angoisse se répandra chez ses habitants, au jour de l'Égypte - oui! la voici qui vient!
...............
Eze / Ez 38.5 Persia, Ethiopia, and Libya with them; all of them with shield and helmet: miaraka aminy ny Persiana sy ny Etiopiana ary ny Libyana, samy mitondra ampinga lehibe sy fiarovan-doha avokoa, Ny Persa sy ny Etiopiana ary ny Libiana hiaraka aminy, samy manana ampinga be amam-piarovan-doha avokoa. La Perse, Kush et Put sont avec eux, tous avec le bouclier et le casque.

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 11.43 But he shall have power over the treasures of gold and of silver, and over all the precious things of Egypt: and the Libyans and the Ethiopians shall be at his steps. Fa hahalasa ny rakitra volamena sy volafotsy ary ny zava-tsoan' i Egypta rehetra izy; ary ny Libyana sy ny Etiopiana hanaraka azy. Ho lasany avokoa ny rakitra volamena sy volafotsy mbamin' ny zava-tsoan' i Ejipta rehetra; handeha hanaraka azy ny Libiana sy ny Etiopiana. Il aura en son pouvoir les trésors d' or et d' argent et toutes les choses précieuses d' Egypte. Libyens et Kushites seront à ses pieds.

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
...............
Amo / Am 9.7 Are ye not as children of the Ethiopians unto me, O children of Israel? saith the Lord. Have not I brought up Israel out of the land of Egypt? and the Philistines from Caphtor, and the Syrians from Kir? Moa tsy toy ny taranaky ny Etiopiana va ianareo raha amiko, ry Zanak' Isiraely? hoy Jehovah. Tsy ny Isiraely va no nentiko nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta. Ary ny Filistina avy tany Kaftora, Ary ny Syriana avy tany Kira? Moa tsy toy ny taranaky ny Kosita va hianareo, raha amiko, ry zanak' Israely, - teny marin' ny Tompo? Moa Israely va, tsy nentiko niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, sy ny Filistina avy tany Kafitora, ary ny Siriana avy tany Kira? N'êtes-vous pas pour moi comme des Kushites, enfants d' Israël ? - oracle de Yahvé - N' ai-je pas fait monter Israël du pays d'Égypte, et les Philistins de Kaphtor et les Araméens de Qir ?

  Book of Nahum Nahoma Nahoma Livre de Nahum
...............
Nah Na 3.9 Ethiopia and Egypt were her strength, and it was infinite; Put and Lubim were thy helpers. Ny Etiopiana sy ny Egyptiana no heriny, Sady tsy hita lany ireny; Ny Lydiana sy ny Libyana no mpanampy azy. Etiopia no heriny, mbamin' ny Ejipta koa, ary be tsy hita isa ireny; Foty sy ny Libiana no mpanampy anao. Sa puissance, c'était Kush et l'Égypte, sans fin. Put et les Libyens étaient ses auxiliaires.

  Book of Zephaniah Zefania Sofonia Livre de Sophonie
...............
Zef / Sof 2.12 Ye Ethiopians also, ye shall be slain by my sword. Hianareo Etiopiana koa, Ho voatrabaky ny sabatro ianareo. Hianareo koa, ry Etiopiana!.. Ho voatrobaky ny sabatro izy ireo. Vous aussi, Kushites : " Ils seront transpercés de mon épée. "

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 8.27 And he arose and went: and, behold, a man of Ethiopia, an eunuch of great authority under Candace queen of the Ethiopians, who had the charge of all her treasure, and had come to Jerusalem for to worship, Dia nitsangana izy ka lasa nandeha; ary, indro, nisy lehilahy Etiopiana, tandapan' i Kandasy, mpanjakavavin' ny Etiopiana, sady mpitahiry ny hareny rehetra, ary tonga tany Jerosalema izy mba hivavaka; Dia nitsangana izy ka nandeha. Ary indro nisy lehilahy anankiray avy any Etiopia, olom-bositra sy manamboninahitra lehibe tao amin' i Kandasy mpanjakavavin' i Etiopia, sady mpitandrina ny fananany rehetra, tonga tao Jerosalema mba hivavaka. Il partit donc et s' y rendit. Justement un Éthiopien, un eunuque, haut fonctionnaire de Candace, reine d'Éthiopie, et surintendant de tous ses trésors, qui était venu en pèlerinage à Jérusalem,