Toko sy andininy momba Jafeta

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 5.32 And Noah was five hundred years old: and Noah begat Shem, Ham, and Japheth. Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an' i Sema sy Hama ary Jafeta izy. Rahefa diman-jato taona Noe, dia niteraka an' i Sema sy Kama ary Jafeta. Quand Noé eut atteint cinq cents ans, il engendra Sem, Cham et Japhet.
...............
Gen / Jen 6.10 And Noah begat three sons, Shem, Ham, and Japheth. Ary Noa niteraka zanaka telo mirahalahy , dia Sema sy Hama ary Jafeta. Niteraka telo mirahalahy izy, dia Sema sy Kama ary Jafeta. Noé engendra trois fils, Sem, Cham et Japhet.
...............
Gen / Jen 7.13 In the selfsame day entered Noah, and Shem, and Ham, and Japheth, the sons of Noah, and Noah' s wife, and the three wives of his sons with them, into the ark; Androtrizay indrindra dia efa tafiditra tao anatin' ny sambo-fiara Noa, sy Sema sy Hama ary Jafeta, zanakalahin' i Noa, mbamin' ny vadin' i Noa, ary ny vinantony telo vavy niaraka taminy; Tamin' izay andro izay dia niditra tao an-tsambo fiara Noe, nomban' i Sema sy Kama ary Jafeta, zanakalahin' i Noe, ary ny vadin' i Noe, sy ny vinantovaviny telo niaraka taminy; Ce jour même, Noé et ses fils, Sem, Cham et Japhet, avec la femme de Noé et les trois femmes de ses fils, entrèrent dans l' arche,
...............
Gen / Jen 9.18 And the sons of Noah, that went forth of the ark, were Shem, and Ham, and Japheth: and Ham is the father of Canaan. Ary ny zanakalahin' i Noa izay izay nivoaka avy tamin' ny sambo-fiara dia Sema sy Hama ary Jafeta; ary i Hama no rain' i Kanana. Ny zanak' i Noe nivoaka tao an-tsambo fiara dia Sema sy Kama ary Jafeta; ary Kama no rain' i Kanaana. Les fils de Noé qui sortirent de l' arche étaient Sem, Cham et Japhet; Cham est le père de Canaan.
...............
Gen / Jen 9.23 And Shem and Japheth took a garment, and laid it upon both their shoulders, and went backward, and covered the nakedness of their father; and their faces were backward, and they saw not their father' s nakedness. Ary nalain' i Sema sy Jafeta ny lamba ka nentin' izy mirahalahy teo an-tsorony, dia nanao dia mianotra izy ka nandrakotra ny fitanjahan' ny rainy; ary ny tavany tsy nanatrika, ka dia tsy hitany ny fitanjahan' ny rainy. Fa noraisin' i Sema sy Jafeta kosa ny lamba, nasampiny tamin' ny sorony, dia nanao dia mianotra izy, ka nandrakotra ny fitanjahan-drainy. Mais Sem et Japhet prirent le manteau, le mirent tous deux sur leur épaule et, marchant à reculons, couvrirent la nudité de leur père; leurs visages étaient tournés en arrière et ils ne virent pas la nudité de leur père.
...............
Gen / Jen 9.27 God shall enlarge Japheth, and he shall dwell in the tents of Shem; and Canaan shall be his servant. Hataon' Andriamanitra malalaka anie Jafeta; Ary aoka honina ao an-dain' i Sema izy; Ary aoka Kanana ho andevony. Hataon' Andriamanitra malalaka anie Jafeta. Aoka izy honina ao an-dain' i Sema. Ary aoka ho andevony Kanaana. Que Dieu mette Japhet au large, qu' il habite dans les tentes de Sem, et que Canaan soit son esclave !
Gen / Jen 10.1 Now these are the generations of the sons of Noah, Shem, Ham, and Japheth: and unto them were sons born after the flood. Ary izao no taranaky ny zanakalahin' i Noa, dia Sema sy Hama ary Jafeta: Samy niteraka zazalahy avy izy taorian' ny safo-drano. Izao no taranak' i Sema sy Kama ary Jafeta, zanak' i Noe. Nitera-dahy izy ireo taorian' ny safo-drano. Voici la descendance des fils de Noé, Sem, Cham et Japhet, auxquels des fils naquirent après le déluge :
Gen / Jen 10.2 The sons of Japheth; Gomer, and Magog, and Madai, and Javan, and Tubal, and Meshech, and Tiras. Ny zanakalahin' i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseka ary Tirasa. Zanak' i Jafeta: Gomera, Magoga, Maday, Javàna, Tobala, Mosòka, ary Tirasa. Fils de Japhet : Gomer, Magog, les Mèdes, Yavân, Tubal, Moshek, Tiras.
...............
Gen / Jen 10.21 Unto Shem also, the father of all the children of Eber, the brother of Japheth the elder, even to him were children born. Dia niteraka koa Sema, rain' ny zanak' i Ebera rehetra rahalahin' i Jafeta, izay zokiny. Dia nitera-dahy koa Sema, rain' ny zanak' i Ebera rehetra, sy zokin' i Jafeta. Une descendance naquit également à Sem, l' ancêtre de tous les fils de Éber et le frère aîné de Japhet.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.4 Noah, Shem, Ham, and Japheth. Noa, Sema, Hama ary Jafeta. Noe, Sema, Kama, Jafeta. Noé, Sem, Cham et Japhet.
1Tt / 1Tan 1.5 The sons of Japheth; Gomer, and Magog, and Madai, and Javan, and Tubal, and Meshech, and Tiras. Ny zanakalahin' i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa. Zanak' i Jafeta: Gomera, Magoga, Madaia, Javàna, Tobala, Mosaoka, ary Thirasa. Fils de Japhet : Gomer, Magog, les Mèdes, Yavân, Tubal, Méshek, Tiras.

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 2.15 Manaraka izany, dia azony avokoa ny tany rehetra manolotra an' i Eofrata, hatrany Silisia ka hatrany amin' ny faritanin' i Jafeta, izay mandroso mianatsimo. puis dénombra des guerriers d'élite, conformément aux ordres de son maître : environ 120.000 hommes plus 12.000 archers montés.