Toko sy andininy momba Akaia

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 18.12 And when Gallio was the deputy of Achaia, the Jews made insurrection with one accord against Paul, and brought him to the judgment seat, Fa raha Galio no governora tany Akaia dia niray tetika hisambotra an' i Paoly ny Jiosy, ary nitondra azy nankeo amin' ny fitsarana, Ary nony Galiona no governora tao Akaia, dia niray tetika hamely an' i Paoly ny Jody, ary nitondra azy teo amin' ny fitsarana, Alors que Gallion était proconsul d' Achaïe, les Juifs se soulevèrent d' un commun accord contre Paul et l' amenèrent devant le tribunal
...............
Asa 18.27 And when he was disposed to pass into Achaia, the brethren wrote, exhorting the disciples to receive him: who, when he was come, helped them much which had believed through grace: Ary rehefa ta-handroso hankany Akaia izy, dia namporisika azy ny rahalahy sady nanoratra taratasy ho any amin' ny mpianatra mba handray azy tsara; ary rehefa tonga izy, dia nampahatanjaka tsara izay efa nino noho ny fahasoavana; Naniry hankany Akaia izy, ka nankasitrahan' ny rahalahy izany, dia nampitondrainy taratasy izy mba handraisan' ny any azy tsara. Nony tonga tany izy, dia nahavita soa be tamin' izay efa nino noho ny fahasoavana. Comme il voulait partir pour l' Achaïe, les frères l' y encouragèrent et écrivirent aux disciples de lui faire bon accueil. Arrivé là, il fut, par l' effet de la grâce, d' un grand secours aux croyants :
...............
Asa 19.21 After these things were ended, Paul purposed in the spirit, when he had passed through Macedonia and Achaia, to go to Jerusalem, saying, After I have been there, I must also see Rome. Ary rehefa vita izany zavatra izany, Paoly dia nikasa tao am-pony handeha hamaky an' i Makedonia sy Akaia aloha vao hankany Jerosalema ka nanao hoe: Rehefa tonga any aho, dia tsy maintsy hahita an' i Roma koa. Taorian' izany dia nomen' ny Fanahy Masina hevitra Paoly hamaky an' i Masedonia sy Akaia vao hankany Jerosalema, ka nanao anakampo hoe: Rahefa tonga any aho, dia tsy maintsy hamangy any Roma koa. Après ces événements, Paul forma le projet de traverser la Macédoine et l' Achaïe pour gagner Jérusalem. " Après avoir été là, disait-il, il me faut voir également Rome. "

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 15.26 For it hath pleased them of Macedonia and Achaia to make a certain contribution for the poor saints which are at Jerusalem. Fa efa sitrapon' Makedonia sy Akaia ny hamory vola hiantrana ny malahelo amin' ny olona masina any Jerosalema. Fa namory vola an-tsitra-po hiantrana ny olona masina tra-pahoriana any Jerosalema, ry zareo ao Masedonia sy ao Akaia. car la Macédoine et l' Achaïe ont bien voulu prendre quelque part aux besoins des saints de Jérusalem qui sont dans la pauvreté.

  1st Letter to the Corinthians 1 Korintianina Korintiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
1Kr / 1Kor 16.15 I beseech you, brethren, (ye know the house of Stephanas, that it is the firstfruits of Achaia, and that they have addicted themselves to the ministry of the saints,) Fantatrareo ny ankohonan' i Stefanasy, fa voaloham-bokatr' i Akaia izy sady efa nanolo-tena ho amin' ny fanompoana ny olona masina; dia mangataka aminareo aho, ry rahalahy, Izao koa no hafatra ataoko aminareo, ry rahalahy: fantatrareo fa ry Stefanasy, dia voaloham-bokatra tany Akaia, sady nanokan-tena hanampy ny olona masina, Encore une recommandation, frères. Vous savez que Stéphanas et les siens sont les prémices de l' Achaïe, et qu' ils se sont rangés d' eux-mêmes au service des saints.

  2nd Letter to the Corinthians 2 Korintianina Korintiana II 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens
2Kr / 2Kor 1.1 Paul, an apostle of Jesus Christ by the will of God, and Timothy our brother, unto the church of God which is at Corinth, with all the saints which are in all Achaia: Paoly, Apostolin' i Kristy Jesosy noho ny sitrapon' Andriamanitra, ary Timoty rahalahy, mamangy ny fiangonan' Andriamanitra izay any Korinto mbamin' ny olona masina rehetra eran' i Akaia: Paoly Apostolin' i Jeso-Kristy, noho ny sitra-pon' Andriamanitra, sy Timote rahalahy, mamangy ny Eglizin' Andriamanitra izay any Korinto, mbamin' ny olona masina rehetra eran' i Akaia manontolo: Paul, apôtre du Christ Jésus par la volonté de Dieu, et Timothée, le frère, à l'Église de Dieu établie à Corinthe, ainsi qu'à tous les saints qui sont dans l' Achaïe entière ;
...............
2Kr / 2Kor 9.2 For I know the forwardness of your mind, for which I boast of you to them of Macedonia, that Achaia was ready a year ago; and your zeal hath provoked very many. fa fantatro ny fahazotoanareo, izay ataoko rehareha ny aminareo amin' ny Makedoniana hoe : Efa vonona hatry ny taon-itsy Akaia, ary ny zotom-ponareo dia namporisika ny maro. fa efa fantatro rahateo ny zotom-ponareo, ary ataoko rehareha aza ny aminareo amin' ny Masedoniana: efa vonona hatramin' ny taon' itsy Akaia, hoy ny filazako tamin' izy ireo; ka efa namporisika ny maro izany fahazotoanareo izany. Je sais en effet votre ardeur, dont je suis fier pour vous auprès des Macédoniens : " L' Achaïe, leur dis-je, est prête depuis l' an passé. " Et votre zèle a été un stimulant pour le plus grand nombre.
...............
2Kr / 2Kor 11.10 As the truth of Christ is in me, no man shall stop me of this boasting in the regions of Achaia. Raha ato anatiko koa ny fahamarinan' i Kristy, dia tsy hisy hahafoana izany reharehako izany any amin' ny tany Akaia. Raha ao anatiko koa ny fahamarinan' ny Kristy, marina raha ho azon-javatra esorina amiko izany reharehako eran' i Akaia manontolo izany. Aussi sûrement que la vérité du Christ est en moi, ce titre de gloire ne me sera pas enlevé dans les régions de l' Achaïe.

  1st Letter to the Thessalonians 1 Tesalonianina Tesalonisiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Thessaloniciens
...............
1Te / 1Tes 1.7 So that ye were ensamples to all that believe in Macedonia and Achaia. ka dia tonga fianarana ho an' ny mino rehetra any Makedonia sy Akaia ianareo. ka tonga fakan-tahaka ho an' ny mpino rehetra any Masedonia sy Akaia kosa indray. vous êtes ainsi devenus un modèle pour tous les croyants de Macédoine et d' Achaïe.
1Te / 1Tes 1.8 For from you sounded out the word of the Lord not only in Macedonia and Achaia, but also in every place your faith to God-ward is spread abroad; so that we need not to speak any thing. Fa avy taminareo no nanenoan' ny tenin' ny Tompo, tsy tany Makedonia sy Akaia ihany, fa teny tontolo eny no nielezan' ny lazan' ny finoanareo an' Andriamanitra, ka dia tsy misy holazainay intsony. Ary tsy tany Masedonia sy Akaia ihany no tongan' ny akon' ny tenin' Andriamanitra avy tany aminareo, fa niely hatraiza hatraiza ny lazan' ny finoanareo an' Andriamanitra, ka tsy mila ny hilazany intsony ny olona. De chez vous, en effet, la Parole du Seigneur a retenti, et pas seulement en Macédoine et en Achaïe, mais de tous côtés votre foi en Dieu s' est répandue, si bien que nous n' avons plus besoin d' en rien dire.