<-
->

Asa 19:1 And it came to pass, that, while Apollos was at Corinth, Paul having passed through the upper coasts came to Ephesus: and finding certain disciples, Ary raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy, dia nahita mpianatra sasany teo izy Raha mbola tany Korinta Apolo, Paoly kosa tonga tany Efezy rahefa nitety ny faritany ambony tany Asia. Nony nahita mpianatra sasany teo izy, Tandis qu' Apollos était à Corinthe, Paul, après avoir traversé le haut-pays, arriva à Éphèse. Il y trouva quelques disciples
Asa 19:2 He said unto them, Have ye received the Holy Ghost since ye believed? And they said unto him, We have not so much as heard whether there be any Holy Ghost. ka nanao taminy hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo? Fa ireo nanao taminy hoe: Tsy renay akory fa efa nomena ny Fanahy Masina. dia nanao taminy hoe: Efa nandray ny Fanahy Masina va hianareo, fony vao nino? Fa hoy izy ireo taminy: Tsy mbola nandre akory aza izahay fa hoe misy Fanahy Masina. et leur dit : " Avez-vous reçu l' Esprit Saint quand vous avez embrassé la foi ? " Ils lui répondirent : " Mais nous n' avons même pas entendu dire qu' il y a un Esprit Saint. "
Asa 19:3 And he said unto them, Unto what then were ye baptized? And they said, Unto John' s baptism. Ary hoy Paoly: Ho amin' inona ary no nanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho amin' ny batisan' i Jaona. Ary hoy izy: Batemin' iza no noraisinareo? Batemin' i Joany, hoy ireo. Et lui : " Quel baptême avez-vous donc reçu ? " - " Le baptême de Jean ", répondirent-ils.
Asa 19:4 Then said Paul, John verily baptized with the baptism of repentance, saying unto the people, that they should believe on him which should come after him, that is, on Christ Jesus. Fa hoy Paoly: Jaona nanao ny batisan' ny fibebahana ka nilaza tamin' ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy. Dia hoy Paoly: Batemin-pibebahana no nomen' i Joany, fa ilay ho avy ao aoriany, izany hoe, Jeso no nambarany ho tsy maintsy hinoan' ny vahoaka. Paul dit alors : " Jean a baptisé d' un baptême de repentance, en disant au peuple de croire en celui qui viendrait après lui, c' est-à-dire en Jésus. "
Asa 19:5 When they heard this, they were baptized in the name of the Lord Jesus. Ary raha nahare izany izy, dia natao batisa ho amin' ny anaran' i Jesosy Tompo. Nony nahare izany izy ireo, dia nangataka hatao batemy amin' ny anaran' i Jeso Tompo; A ces mots, ils se firent baptiser au nom du Seigneur Jésus ;
Asa 19:6 And when Paul had laid his hands upon them, the Holy Ghost came on them; and they spake with tongues, and prophesied. Ary rehefa nametrahan' i Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina; ary niteny tamin' ny teny tsy fantatra izy sady naminany. ary rahefa nametrahan' i Paoly tànana indray, dia nidinan' ny Fanahy Masina, ka niteny fiteny samihafa sady naminany; et quand Paul leur eut imposé les mains, l' Esprit Saint vint sur eux, et ils se mirent à parler en langues et à prophétiser.
Asa 19:7 And all the men were about twelve. Ary tokony ho roa ambin' ny folo lahy no isan' izy rehetra. tokony ho roa ambin' ny folo lahy izy rehetra. Ces hommes étaient en tout une douzaine.
Asa 19:8 And he went into the synagogue, and spake boldly for the space of three months, disputing and persuading the things concerning the kingdom of God. Ary Paoly niditra tao amin' ny synagoga ka niteny tamin' ny fahasahiana, dia niady hevitra telo volana ka nampanaiky ny amin' ny fanjakan' Andriamanitra. Nony afaka izany, dia niditra tao amin' ny sinagoga i Paoly, ka niteny tamin-kasahiana, ary nampianatra telo volana nilazalaza ny momba ny fanjakan' Andriamanitra tamin' ny lahateny mandaitra. Paul se rendit à la synagogue et, pendant trois mois, y parla avec assurance. Il entretenait ses auditeurs du Royaume de Dieu et cherchait à les persuader.
Asa 19:9 But when divers were hardened, and believed not, but spake evil of that way before the multitude, he departed from them, and separated the disciples, disputing daily in the school of one Tyrannus. Fa raha nikiribiby ny sasany ka tsy nanaiky, fa niteny ratsy izany fampianarana izany teo imason' ny olona maro, dia niala tamin' ireo izy ka nitondra ny mpianatra nitokana, dia niady hevitra isan' andro tao amin' ny trano fampianaran' i Tyrano. Tsy nety nino anefa ny sasany fa nikiribiby, sady nanaratsy ny làlan' ny Tompo teo anatrehan' ny vahoaka, ka nisaraka tamin' ireo i Paoly, ary navahany ny mpianatra, dia nampianariny isan' andro tao amin' ny trano fampianaran' olona atao hoe Tiranosa. Certains cependant, endurcis et incrédules, décriaient la Voie devant l' assistance. Il rompit alors avec eux et prit à part les disciples. Chaque jour, il les entretenait dans l'école de Tyrannos.
Asa 19:10 And this continued by the space of two years; so that all they which dwelt in Asia heard the word of the Lord Jesus, both Jews and Greeks. Ary naharitra roa taona ngarangidina izany, ka dia nandre ny tenin' ny Tompo izay rehetra nonina tany Asia, na Jiosy na jentilisa. Roa taona no nanaovany an' izany, ka nandre ny tenin' ny Tompo avokoa izay rehetra nonina tany Asia, na Jody na jentily. Il en fut ainsi deux années durant, en sorte que tous les habitants de l' Asie, Juifs et Grecs, purent entendre la parole du Seigneur.
Asa 19:11 And God wrought special miracles by the hands of Paul: Ary ny tànan' i Paoly no nanaovan' Andriamanitra fahagagana lehibe maro, Ary Andriamanitra nanao fahagagana lehibe tamin' ny alalan' i Paoly, Dieu opérait par les mains de Paul des miracles peu banals,
Asa 19:12 So that from his body were brought unto the sick handkerchiefs or aprons, and the diseases departed from them, and the evil spirits went out of them. ka dia ny mosara sy ny fiaron' akanjo teny aminy no nentina hatao amin' ny marary, dia sitrana ny aretiny, ary nivoaka ny fanahy ratsy. fa hatramin' ny mosara mbamin' ny fiaron' akanjo nikasika ny tenany avy no nakasika ny marary, dia nahasitrana ny aretiny, sy naharoaka ny fanahy ratsy taminy. à tel point qu' il suffisait d' appliquer sur les malades des mouchoirs ou des linges qui avaient touché son corps : alors les maladies les quittaient et les esprits mauvais s' en allaient.
Asa 19:13 Then certain of the vagabond Jews, exorcists, took upon them to call over them which had evil spirits the name of the Lord Jesus, saying, We adjure you by Jesus whom Paul preacheth. Ary nisy Jiosy sasany, mpiriorio mamoaka fanahy ratsy, izay ninia nanonona ny anaran' i Jesosy Tompo koa teo ambonin' ny manana fanahy ratsy ka nanao hoe: Mampianiana anareo amin' i Jesosy Izay torin' i Paoly aho. Mba nisy Jody sasany nandehandeha nandroaka demony koa, niantso ny anaran' i Jeso Tompo teo ambonin' izay azon' ny fanahy ratsy, nanao hoe: Izaho mandidy anareo amin' ny anaran' i Jeso izay torin' i Paoly. Or quelques exorcistes juifs ambulants s' essayèrent à prononcer, eux aussi, le nom du Seigneur Jésus sur ceux qui avaient des esprits mauvais. Ils disaient : " Je vous adjure par ce Jésus que Paul proclame. "
Asa 19:14 And there were seven sons of one Sceva, a Jew, and chief of the priests, which did so. Ary nisy fito mirahalahy, zanak' i Skeva, Jiosy, lohan' ny mpisorona, izay nanao izany. Olona fito mirahalahy, zanaky ny Jody anankiray atao hoe Sevà lehiben' ny mpisorona, no nanao izany. Il y avait sept fils de Scéva, un grand prêtre juif, qui agissaient de la sorte.
Asa 19:15 And the evil spirit answered and said, Jesus I know, and Paul I know; but who are ye? Ary ny fanahy ratsy namaly ka nanao taminy hoe: Fantatro Jesosy, ary fantatro koa Paoly; fa mba iza kosa moa ianareo? Ary izao no navalin' ny fanahy ratsy azy ireo: Fantatro Jeso, ary fantatro koa Paoly; fa iza kosa hianareo? Mais l' esprit mauvais leur répliqua : " Jésus, je le connais, et Paul, je sais qui c' est. Mais vous autres, qui êtes-vous ? "
Asa 19:16 And the man in whom the evil spirit was leaped on them, and overcame them, and prevailed against them, so that they fled out of that house naked and wounded. Ary ny lehilahy izay nanana ny fanahy ratsy dia niantsambotra tamin' ireo ary nahery ka naharesy azy roa lahy, dia nandositra niala tamin' izany trano izany ireo sady nitanjaka no voaratra. Dia niantoraka tamin' izy ireo ny lehilahy anankiray azon' ny demony masiaka, ka nisambotra roa lahy, sy namely azy mafy; vaky nandositra niala tamin' izany trano izany terý izy ireo, sady nitanjaka no naratra. Et se jetant sur eux, l' homme possédé de l' esprit mauvais les maîtrisa les uns et les autres et les malmena si bien que c' est nus et couverts de blessures qu' ils s'échappèrent de cette maison.
Asa 19:17 And this was known to all the Jews and Greeks also dwelling at Ephesus; and fear fell on them all, and the name of the Lord Jesus was magnified. Ary fantatry ny Jiosy sy ny jentilisa rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza ny anaran' i Jesosy Tompo. Ren' ny Jody sy ny jentily rehetra nonina tao Efezy izany, ka sady raiki-tahotra izy rehetra no nankalaza ny anaran' i Jeso Tompo. Tous les habitants d'Éphèse, Juifs et Grecs, surent la chose. La crainte alors s' empara de tous et le nom du Seigneur Jésus fut glorifié.
Asa 19:18 And many that believed came, and confessed, and shewed their deeds. Ary maro izay nino dia tonga ka niaiky sy nilaza ny asany. Ary betsaka tamin' izay nino no tonga nieky sy nilaza ny nataony. Beaucoup de ceux qui étaient devenus croyants venaient faire leurs aveux et dévoiler leurs pratiques.
Asa 19:19 Many of them also which used curious arts brought their books together, and burned them before all men: and they counted the price of them, and found it fifty thousand pieces of silver. Ary maro ny mpanao ody no nanangona ny bokiny ka nandoro azy teo imason' ny olona rehetra; ary nony voatontaly ny tokom-bidiny, dia hita fa volafotsy dimy alina izany. Maro koa tamin' ny mpamoha angatra no nitondra ny bokiny, sy nandoro azy teo anatrehan' ny olona rehetra; nony notombanana ireo boky ireo, dia hita fa vola denie dimy alina no an-kevi-bidiny. Bon nombre de ceux qui s'étaient adonnés à la magie apportaient leurs livres et les brûlaient en présence de tous. On en estima la valeur : cela faisait cinquante mille pièces d' argent.
Asa 19:20 So mightily grew the word of God and prevailed. Fatratra toy izany no fandroson' ny tenin' Andriamanitra sy ny heriny. Hita amin' izany fa niely fatratra sy niseho hery tokoa ny tenin' Andriamanitra. Ainsi la parole du Seigneur croissait et s' affermissait puissamment.
Asa 19:21 After these things were ended, Paul purposed in the spirit, when he had passed through Macedonia and Achaia, to go to Jerusalem, saying, After I have been there, I must also see Rome. Ary rehefa vita izany zavatra izany, Paoly dia nikasa tao am-pony handeha hamaky an' i Makedonia sy Akaia aloha vao hankany Jerosalema ka nanao hoe: Rehefa tonga any aho, dia tsy maintsy hahita an' i Roma koa. Taorian' izany dia nomen' ny Fanahy Masina hevitra Paoly hamaky an' i Masedonia sy Akaia vao hankany Jerosalema, ka nanao anakampo hoe: Rahefa tonga any aho, dia tsy maintsy hamangy any Roma koa. Après ces événements, Paul forma le projet de traverser la Macédoine et l' Achaïe pour gagner Jérusalem. " Après avoir été là, disait-il, il me faut voir également Rome. "
Asa 19:22 So he sent into Macedonia two of them that ministered unto him, Timotheus and Erastus; but he himself stayed in Asia for a season. Ary ny roa lahy tamin' izay nanompo ary, dia Timoty sy Erasto, no nirahiny nankany Makedonia; fa izy mbola nitoetra tany Asia andro vitsivitsy kosa. Nirahiny hankany Masedonia ny roa lahy tamin' izay nanampy azy, dia Timote sy Erasta, fa izy kosa mbola nijanona tao Asia andro vitsivitsy. Il envoya alors en Macédoine deux de ses auxiliaires, Timothée et Éraste ; pour lui, il resta quelque temps encore en Asie.
Asa 19:23 And the same time there arose no small stir about that way. Ary tamin' izany andro izany dia nisy tabataba be ihany ny amin' izany fampianarana izany. Ary tamin' izany andro izany, dia nisy tabataba lehibe ny amin' ny làlan' ny Tompo. Vers ce temps-là, un tumulte assez grave se produisit à propos de la Voie.
Asa 19:24 For a certain man named Demetrius, a silversmith, which made silver shrines for Diana, brought no small gain unto the craftsmen; Fa nisy lehilahy anankiray atao hoe Demetrio, mpanefy volafotsy, izay nanao sarin' ny tempolin' i Diana tamin' ny volafotsy, dia nampahazo harena be ny mpanefy; Fa nisy lehilahy anankiray mpanefy volafotsy atao hoe Demetriosa, nanao sarin' ny tempolin' i Diana tamin' ny volafotsy, ka vola be no azon' ny mpiasany tamin' izany. Un certain Démétrius, qui était orfèvre et fabriquait des temples d' Artémis en argent, procurait ainsi aux artisans beaucoup de travail.
Asa 19:25 Whom he called together with the workmen of like occupation, and said, Sirs, ye know that by this craft we have our wealth. ireny mbamin' ny mpanao zavatra hafa koa toy izany dia nantsoiny hiangona ka nilazany hoe: Tompokolahy, fantatrareo fa amin' izao tao-zavatra izao no ahazoantsika harena. Ary novoriny izy ireo mbamin' ny mpanefy hafa toa azy koa, ka nilazany hoe: Ry sakaiza, fantatrareo fa izao taozavatra izao no iankinan' ny fiadanantsika. Il les réunit, ainsi que les ouvriers des métiers similaires, et leur dit : " Mes amis, c' est à cette industrie, vous le savez, que nous devons notre bien-être.
Asa 19:26 Moreover ye see and hear, that not alone at Ephesus, but almost throughout all Asia, this Paul hath persuaded and turned away much people, saying that they be no gods, which are made with hands: Ary hitanareo sy renareo fa tsy eto Efesosy ihany, fa saiky manerana an' i Asia rehetra dia mitaona olona betsaka izany Paoly izany ka mampivily ny samy manao hoe: Tsy Andriamanitra izay zavatra nataon-tanana. Ary hitanareo sy renareo fa tsy eto Efezy ihany, fa saika eran' i Asia manontolo, dia mitaona olona betsaka hanary ny sampy iny Paoly iny manao hoe: Tsy andriamanitra ireo nataon-tànan' olona, Or, vous le voyez et l' entendez dire, non seulement à Éphèse, mais dans presque toute l' Asie, ce Paul, par ses raisons, a entraîné à sa suite une foule considérable, en affirmant qu' ils ne sont pas dieux, ceux qui sont sortis de la main des hommes.
Asa 19:27 So that not only this our craft is in danger to be set at nought; but also that the temple of the great goddess Diana should be despised, and her magnificence should be destroyed, whom all Asia and the world worshippeth. Ka dia tsy izao raharahantsika izao ihany no ahina hatao ho zava-poana; fa ny tempolin' i Diana, andriamani-bavy lehibe, dia hatao tsinontsinona koa aza, ka ho afa-boninahitra ilay ivavahan' i Asia rehetra sy izao tontolo izao. ka tsy ny taozavatsika ihany no atahorana hatao ho zava-poana, fa na hatramin' ny tempolin' i Diana lehibe koa aza ho tonga tsinontsinona, ka ho levona ny voninahitr' izay ivavahan' i Asia manontolo sy izao tontolo izao. Cela risque non seulement de jeter le discrédit sur notre profession, mais encore de faire compter pour rien le sanctuaire même de la grande déesse Artémis, pour finir par dépouiller de son prestige celle que révèrent toute l' Asie et le monde entier. "
Asa 19:28 And when they heard these sayings, they were full of wrath, and cried out, saying, Great is Diana of the Ephesians. Ary rehefa nandre izany izy ireo, dia tezitra loatra ka niantso hoe: Lehibe Dianan' ny Efesiana! Tezitra mafy izy ireo nony nahare izany ka niantso hoe: Lehibe ny Dianan' ny Efeziana! A ces mots, remplis de colère, ils se mirent à crier : " Grande est l' Artémis des Éphésiens ! "
Asa 19:29 And the whole city was filled with confusion: and having caught Gaius and Aristarchus, men of Macedonia, Paul' s companions in travel, they rushed with one accord into the theatre. Ary nanerana ny tanàna ny tabataba; ary rehefa nisarika an' i Gaio sy Aristarko, lehilahy Makedoniana niara-dia tamin' i Paoly, izy, dia niray saina niriotra ho ao an-trano filalaovana. Vetivety foana dia nanerana ny tanàna ny tabataba; nindaosin' ny olona i Gaiosa sy Aristarka avy any Masedonia izay niaradia tamin' i Paoly, ka nimaona nankany an-trano filalaovana izy rehetra. Le désordre gagna la ville entière. On se précipita en masse au théâtre, y entraînant les Macédoniens Gaïus et Aristarque, compagnons de voyage de Paul.
Asa 19:30 And when Paul would have entered in unto the people, the disciples suffered him not. Ary raha te-hiditra ho any amin' ny olona Paoly, dia tsy navelan' ny mpianatra. Nikasa hankao amin' ny vahoaka Paoly, fa tsy navelan' ny mpianatra, Paul, lui, voulait se présenter devant l' assemblée du peuple, mais les disciples l' en empêchèrent.
Asa 19:31 And certain of the chief of Asia, which were his friends, sent unto him, desiring him that he would not adventure himself into the theatre. Ary ny lehibe sasany tany Asia, izay sakaizany, dia nampitondra teny nananatra azy mba tsy ho sahy hiditra ao an-trano filalaovana. sady naniraka olona koa ny lehibe sasany sakaizany nihanta taminy mba tsy hankany an-trano filalaovana. Quelques Asiarques même, qui l' avaient en amitié, le firent instamment prier de ne pas s' exposer en allant au théâtre.
Asa 19:32 Some therefore cried one thing, and some another: for the assembly was confused: and the more part knew not wherefore they were come together. Ary ny sasany niantso zavatra iray, ary ny sasany kosa zavatra hafa; fa nihorikorika ny olona vory; koa ny ankamaroany tsy nahalala izay anton' ny niangonany teo. Antsoantso samihafa no re tao, fa nihorikorika be ihany ny vahoaka, ka betsaka aza no tsy nahalala izay anton' ny nivoriany teo akory. Les uns criaient une chose, les autres une autre. L' assemblée était en pleine confusion, et la plupart ne savaient même pas pourquoi on s'était réuni.
Asa 19:33 And they drew Alexander out of the multitude, the Jews putting him forward. And Alexander beckoned with the hand, and would have made his defence unto the people. Ary nisy nisarika an' i Aleksandro avy teo amin' ny vahoaka, fa ny Jiosy nanesika azy handroso. Ary Aleksandro nanofa tanana, fa ta-handaha-teny hiala tsiny tamin' ny olona. Tamin' izay nalaina teo amin' ny vahoaka Aleksandra, ka naroson' ny Jody. Dia nanofa tànana hampangina ny olona Aleksandra, fa nikasa hiteny tamin' ny vahoaka. Des gens de la foule persuadèrent Alexandre, que les Juifs poussaient en avant. Alexandre, ayant fait signe de la main, voulait s' expliquer devant le peuple.
Asa 19:34 But when they knew that he was a Jew, all with one voice about the space of two hours cried out, Great is Diana of the Ephesians. Fa rehefa fantatry ny olona fa Jiosy, izy dia niredona niantso tokony ho ora roa izy rehetra hoe: Lehibe Dianan' ny Efesiana! Kanjo nony fantatr' izy ireo fa Jody io, dia indray niredona tokony ho ora roa izy rehetra niantso hoe: Lehibe ny Dianan' ny Efeziana! Mais quand on eut reconnu que c'était un Juif, tous se mirent à crier d' une seule voix, pendant près de deux heures : " Grande est l' Artémis des Éphésiens ! "
Asa 19:35 And when the townclerk had appeased the people, he said, Ye men of Ephesus, what man is there that knoweth not how that the city of the Ephesians is a worshipper of the great goddess Diana, and of the image which fell down from Jupiter? Ary ny mpitahiry ny didy dia nampangina ny olona ka nanao hoe: Ry lehilahy Efesiana, iza no olona tsy mahalala fa ny tanànan' ny Efesiana no mpitahiry an' i Diana lehibe sy ny sarin-javatra izay latsaka avy tamin' i Jopitera? Nony farany dia nampangina ny vahoaka ny mpanoratra, ka nanao hoe: Ry lehilahy Efeziana, iza moa no tsy mahalala fa ny tanànan' ny Efeziana no mpitahiry an' i Diana lehibe sy ny sariny vongana latsaka avy any an-danitra? Enfin le chancelier calma la foule et dit : " Éphésiens, quel homme au monde ignore que la ville d'Éphèse est la gardienne du temple de la grande Artémis et de sa statue tombée du ciel ?
Asa 19:36 Seeing then that these things cannot be spoken against, ye ought to be quiet, and to do nothing rashly. Ary satria tsy azo toherina izany, dia tokony hangina ianareo ka tsy hanao na inona na inona an-kamehana. Zavatra tsy azo lavina izany, ka tokony hionona hianareo, ary aza manaonao foana, Cela étant donc sans conteste, il faut vous tenir tranquilles et ne rien faire d' inconsidéré.
Asa 19:37 For ye have brought hither these men, which are neither robbers of churches, nor yet blasphemers of your goddess. Fa nentinareo etý ireo lehilahy ireo, izay tsy nandroba tempoly, na niteny ratsy ny andriamanitsika. fa ireo lehilahy nentinareo eto ireo dia tsy nandroba tempoly, na niteny ratsy ny andriamanibavintsika. Vous avez amené ces hommes : ils ne sont coupables ni de sacrilège ni de blasphème envers notre déesse.
Asa 19:38 Wherefore if Demetrius, and the craftsmen which are with him, have a matter against any man, the law is open, and there are deputies: let them implead one another. Koa raha manan-teny hifamaliana amin' olona Demetrio sy ny mpanefy izay momba azy, aoka hifandahatra izy, fa misy ihany ny andro hitsarana, ary ao ihany koa ireo governora. Ary raha manan-javatra hifamaliana amin' olona Demetriosa sy ny mpanefy momba azy, dia aoka hifandahatra izy ireo, fa ao ny andro fitsarana, ao koa ireo governora. Que si Démétrius et les artisans qui sont avec lui ont des griefs contre quelqu' un, il y a des audiences, il y a des proconsuls : qu' ils portent plainte.
Asa 19:39 But if ye enquire any thing concerning other matters, it shall be determined in a lawful assembly. Fa raha mitady zavatra hafa kosa ianareo, dia hotsaraina amin' izay fivoriana voatendrin' ny lalàna. Ary raha raharaha hafa no entinareo, dia azo tsaraina amin' ny fivoriana voatendrin' ny lalàna izany. Et si vous avez quelque autre affaire à débattre, on la résoudra dans l' assemblée régulière.
Asa 19:40 For we are in danger to be called in question for this day' s uproar, there being no cause whereby we may give an account of this concourse. Fa andrao ampangaina isika noho ny tabataba tsy misy antony izay niseho androany, ka tsy hita izay hilazantsika izao fampitairana izao. Fa raha ity tabataba niseho androany ity, dia misy atahorana sao ampangaina isika, satria tsy hita izay antony azontsika anamarinana izao fivoriana izao. Nony voalazany izany, dia noravany ny olona vory teo. Aussi bien risquons-nous d'être accusés de sédition pour ce qui s' est passé aujourd' hui, vu qu' il n' existe aucun motif qui nous permette de justifier cet attroupement. " Et sur ces mots, il congédia l' assemblée.
Asa 19:41 And when he had thus spoken, he dismissed the assembly. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nampirava ny olona vory teo.

<-
->