Toko sy andininy momba Ara

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 21.15 And at the stream of the brooks that goeth down to the dwelling of Ar, and lieth upon the border of Moab. Ary ny tany kisolosolo amin' ny lohasahan-driaka, izay mandroso mankeo amin' ny tanin' i Ara ka mipaka amin' ny fari-tanin' i Moaba. ary ny kisolosolon' ny ranon-driaka izay mitsontsorika mankany amin' ny fitoerana Ara, sy mipaka amin' ny Amoreana. et la pente du ravin qui s' incline vers le site d' Ar et s' appuie à la frontière de Moab.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 2.9 And the Lord said unto me, Distress not the Moabites, neither contend with them in battle: for I will not give thee of their land for a possession; because I have given Ar unto the children of Lot for a possession. Dia hoy Jehovah tamiko: Aza mandrafy ny Moabita, na mila ady aminy, fa tsy hanomezako ho lovanao ny taniny, satria Ara dia nomeko ho lovan' ny taranak' i Lota. Hoy Iaveh tamiko: Aza manomboka ady amin' i Moaba, ary aza rafitra ady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananareo ny taniny, na kely aza, satria Ara efa nomeko ho fananan' ny taranak' i Lota. Yahvé me dit alors : " N' attaque pas Moab, ne le provoque pas au combat ; car je ne te donnerai rien de son territoire : c' est aux fils de Lot que j' ai donné Ar pour domaine.
...............
Deo / Dt 2.18 Thou art to pass over through Ar, the coast of Moab, this day: Ankehitriny efa hamaky ny tany Moaba ianao ka hahazo any Ara, Mandehana amin' izao mamaky ny faritr' i Moaba, dia Ara, " Tu es en train de traverser Ar, le pays de Moab,
...............
Deo / Dt 2.29 (As the children of Esau which dwell in Seir, and the Moabites which dwell in Ar, did unto me;) until I shall pass over Jordan into the land which the Lord our God giveth us. (araka izay nataon' ny taranak' i Esao, izay monina any Moabita, izay monina any Ara, tamiko) mandra-pitako an' i Jordana ho any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitray anay. Efa nanao izany tamiko ny taranak' i Esao monina any Seira, sy ny Moabita monina any Ara mandra-pitako an' i Jordany, ho any amin' ny tany omen' ny Tompo Andriamanitray anay. comme me l' ont accordé les fils d'Ésaü qui habitent en Séïr et les Moabites qui habitent en Ar, jusqu'à ce que je passe le Jourdain pour aller au pays que Yahvé notre Dieu nous donne. "

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.38 And the sons of Jether; Jephunneh, and Pispah, and Ara. Ary ny zanakalahin' i Jatera dia Jefone sy Pispa ary Ara. Zanakalahin' i Jetera: Jefone, Fasfà ary Arà. Fils de Yitrân : Yephunné, Pispa, Ara.
1Tt / 1Tan 7.39 And the sons of Ulla; Arah, and Haniel, and Rezia. Ary ny zanakalahin' i Ola dia Ara sy Haniela ary Rizia. Zanakalahin' i Olà: Aera, Haniela, ary Resià. Fils d' Ulla : Arah, Hanniel, Riçya.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.5 The children of Arah, seven hundred seventy and five. ny taranak' i Ara dia dimy amby fito-polo amby fiton-jato; dimy amby fitopolo sy fiton-jato ny taranak' i Area; les fils d' Arah : 775;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 6.18 For there were many in Judah sworn unto him, because he was the son in law of Shechaniah the son of Arah; and his son Johanan had taken the daughter of Meshullam the son of Berechiah. Fa nisy maro tany Joda efa nianiana niray tetika taminy, satria vinanton' i Sekania, zanak' i Ara, izy; ary Johanana zananilahy efa nanambady ny zanakavavin' i Mesolama, zanak' i Berekia. satria maro tamin' ny lehiben' i Jodà no efa tafaray taminy tamin' ny fianianana, noho izy vinanton' i Sekeniasa, zanak' i Areà, sy noho Johanàna zanany lahy nanambady ny zanakavavin' i Mosolama, zanak' i Barakia. car il avait en Juda beaucoup d' alliés, étant le gendre de Shekanya, fils d' Ara, et son fils Yohanân ayant pris pour femme la fille de Meshullam, fils de Bérékya.
...............
Neh / Ne 7.10 The children of Arah, six hundred fifty and two. ny taranak' i Ara dia roa amby dimam-polo amby enin-jato; roa amby dimampolo sy enin-jato, ny taranak' i Areà; les fils d' Arah : 652;