Teny iditra ara-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe araka
Ohatra 
1Fiadanana ara-batana ve? [2.529]
2Fiainana ara-po, ara-pihavanana io. [2.299]
Kamban-teny 

Teny iditra ara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A species of wild duck [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Canard à bosse [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra arosy

Teny iditra ara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] rotsirotsy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Moyen de satisfaire [1.82]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra ara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Famarana, fandrefesana [1.78]
 Ventim-belaran-tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Mesure [1.82]
 Are [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra ara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Haran-dranomasina [1.78]
Voambolana 

Teny iditra ara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] fatra [1.78]

Teny iditra ara
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] ary, araky [1.78]

Teny iditra ara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] Name of a tree. Ficus sp. Same as voara [Mal. ara.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Betsileo, Sakalava, Taisaka] Ficus tiliifolia Baker (Moraceae). Le fruit ou voara (nom qu'on donne souvent aussi à l'arbre tout entier) est comestible ; très estimé. On en confectionne des préparations adoucissantes contre la toux. (voir aussi voara). [1.196]
Anarana siantifika Ficus tiliifolia
Voambolana 
Tovy hevitra voara
Anaram-javamaniry 
Ny fihaviany Malay: ara.

Teny iditra Ara
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Ara, Aera [2.996]
Fanazavàna teny malagasy  [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Arah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Arah [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28