Toko sy andininy momba Amihoda

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.10 Of the children of Joseph: of Ephraim; Elishama the son of Ammihud: of Manasseh; Gamaliel the son of Pedahzur. ny avy amin' ny zanak' i Josefa dia Elisama, zanak' i Amihoda, avy amin' i Efraima, ary Gamaliela, zanak' i Pedazora, avy amin' i Manase kosa; ny amin' ny terak' i Josefa: ny amin' i Efraima: Elisamà zanak' i Amioda; ny amin' i Manase: Gamaliela zanak' i Fadasora: Pour les fils de Joseph : pour Éphraïm, Élishama, fils d' Ammihud ; pour Manassé, Gamliel, fils de Pedahçur.
...............
Nom / Fan 2.18 On the west side shall be the standard of the camp of Ephraim according to their armies: and the captain of the sons of Ephraim shall be Elishama the son of Ammihud. Ary ny fanevan' ny tobin' i Efraima, araka ny antokony, dia ho eo amin' ny lafiny andrefana; ary ny lohan' ny taranak' i Efraima dia Elisama, zanak' i Amihoda; Ny fanevan' i Efraima no ho eo andrefana, mbamin' ny antokony. Ny filohan' ny taranak' i Efraima, dia Elisamà zanak' i Amioda; A l' ouest, l'étendard du camp d'Éphraïm, selon leurs unités. Prince des fils d'Éphraïm : Élishama, fils d' Ammihud.
...............
Nom / Fan 7.48 On the seventh day Elishama the son of Ammihud, prince of the children of Ephraim, offered: Ary tamin' ny andro fahafito dia Elisama, zanak' i Amihoda, lohan' ny taranak' i Efraima, no nanatitra. Tamin' ny andro fahafito, an' i Elisamà zanak' i Amioda, filohan' ny zanak' i Efraima; Celui qui apporta son offrande le septième jour fut Élishama, fils d' Ammihud, prince des fils d'Éphraïm.
...............
Nom / Fan 7.53 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Elishama the son of Ammihud. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondrilahy dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Elisama, zanak' i Amihoda. ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Elisamà zanak' i Amioda. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande d'Élishama, fils d' Ammihud.
...............
Nom / Fan 10.22 And the standard of the camp of the children of Ephraim set forward according to their armies: and over his host was Elishama the son of Ammihud. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny taranak' i Efraima, araka ny antokony; ary Elisama, zanak' i Amihoda, no mpifehy ny antokony. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny zanak' i Efraima, araka ny antokony avy; ary ny antokony dia nofehezin' i Amioda; Partit ensuite l'étendard du camp des fils d'Éphraïm selon leurs unités. A la tête de son contingent était Élishama, fils d' Ammihud ;
...............
Nom / Fan 34.20 And of the tribe of the children of Simeon, Shemuel the son of Ammihud. ary ny avy amin' ny firenena taranak' i Simeona dia Semoela, zanak' i Amihoda; Samoela, zanak' i Amioda amin' ny fokon' i Simeona, pour la tribu des fils de Siméon, Shemuel, fils d' Ammihud ;
...............
Nom / Fan 34.28 And the prince of the tribe of the children of Naphtali, Pedahel the son of Ammihud. ary ny lohan' ny firenena taranak' i Naftaly dia Pedahela, zanak' i Amihoda. Fedaela izay filohany, zanak' i Amioda, amin' ny fokon' ny zanak' i Neftalì. pour la tribu des fils de Nephtali, le prince Pedahel, fils d' Ammihud. "

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 13.37 But Absalom fled, and went to Talmai, the son of Ammihud, king of Geshur. And David mourned for his son every day. Fa Absaloma nandositra nankany amin' i Talmay, zanakalahin' i Amihoda, mpanjakan' i Gesora. Ary nisaona ny zanany mandrakariva Davida. Absaloma kosa nandositra tany amin' i Tolomaia zanak' i Amioda, mpanjakan' i Gesora. Ary Davida nisaona ny zanany isan' andro isan' andro. Absalom s'était enfui et s'était rendu chez Talmaï, fils d' Ammihud, roi de Geshur; le roi garda tout le temps le deuil de son fils.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.26 Laadan his son, Ammihud his son, Elishama his son. Ladana no zanakalahin' i Tahana, Amihoda no zanakalahin' i Ladana, Elisama no zanakalahin' i Amihoda. Laadana zanany; Ammioda zanany, Elisamà zanany, Ladân son fils, Ammihud son fils, Élishama son fils,
...............
1Tt / 1Tan 9.4 Uthai the son of Ammihud, the son of Omri, the son of Imri, the son of Bani, of the children of Pharez the son of Judah. dia Otahy, zanak' i Amihoda, zanak' i Omry, zanak' Imry, zanak' i Bany, avy amin' ny taranak' i Fareza, zanak' i Joda. ny taranak' i Faresa, zanak' i Jodà: Oteì zanak' i Ammioda, zanak' i Amrì, zanak' i Omraì, zanak' i Bonnì. Utaï, fils d' Ammihud, fils de Omri, fils d' Imri, fils de Bani, l' un des fils de Péreç fils de Juda.