Toko sy andininy momba Andre

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 4.18 And Jesus, walking by the sea of Galilee, saw two brethren, Simon called Peter, and Andrew his brother, casting a net into the sea: for they were fishers. Ary nony nitsangantsangana teny amoron' ny Ranomasin' i Galilia Jesosy, dia nahita olona mirahalahy, dia Simona, izay atao hoe Petera, sy Andrea rahalahiny, nanarato teny amin' ny ranomasina; fa mpanarato izy. Ary raha nitsangatsangana teny amoron-dranomasin' i Galilea Jeso, nahita olona mirahalahy, dia Simona ilay atao hoe Piera sy Andre rahalahiny, nanarato teo amin' ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo. Comme il cheminait sur le bord de la mer de Galilée, il vit deux frères, Simon, appelé Pierre, et André son frère, qui jetaient l'épervier dans la mer ; car c'étaient des pêcheurs.
...............
Mat / Mt 10.2 Now the names of the twelve apostles are these; The first, Simon, who is called Peter, and Andrew his brother; James the son of Zebedee, and John his brother; Ary izao no anaran' ny Apostoly roa ambin' ny folo lahy: Ny voalohany, Simona, izay atao hoe Petera, dia Andrea rahalahiny; Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona rahalahiny; Ary ireto no anaran' ny Apostoly roa ambin' ny folo lahy: Ny voalohany dia Simona izay atao hoe Piera, dia Andre rahalahiny, Les noms des douze apôtres sont les suivants : le premier, Simon appelé Pierre, et André son frère ; puis Jacques, le fils de Zébédée, et Jean son frère ;

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 1.16 Now as he walked by the sea of Galilee, he saw Simon and Andrew his brother casting a net into the sea: for they were fishers. Ary nony nandalo teny amoron' ny Ranomasin' i Galilia Izy, dia nahita an' i Simona sy Andrea, rahalahin' i Simona, nanarato teo amin' ny ranomasina; fa mpanarato izy. Nony nandalo teny amoron' ny ranomasin' i Galilea izy, dia nahita an' i Simona sy Andre rahalahiny nanarato teo amin' ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo. Comme il passait sur le bord de la mer de Galilée, il vit Simon et André, le frère de Simon, qui jetaient l'épervier dans la mer ; car c'étaient des pêcheurs.
...............
Mar / Mk 1.29 And forthwith, when they were come out of the synagogue, they entered into the house of Simon and Andrew, with James and John. Ary niaraka tamin' izay, raha nivoaka avy tao amin' ny synagoga izy, dia niditra tao an-tranon' i Simona sy Andrea Jesosy ary Jakoba sy Jaona. Raha vao nivoaka avy tao amin' ny sinagoga izy ireo, dia nankany an-tranon' i Simona sy Andre izy sy Jakoba ary Joany. Et aussitôt, sortant de la synagogue, il vint dans la maison de Simon et d' André, avec Jacques et Jean.
...............
Mar / Mk 3.18 And Andrew, and Philip, and Bartholomew, and Matthew, and Thomas, and James the son of Alphaeus, and Thaddaeus, and Simon the Canaanite, ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Andre, sy Filipo, sy Bartelemy, sy Matio, sy Tomà, sy Jakoba zanak' i Alfe, sy Tade, sy Simona Zeloty, puis André, Philippe, Barthélemy, Matthieu, Thomas, Jacques, le fils d' Alphée, Thaddée, Simon le Zélé,
...............
Mar / Mk 13.3 And as he sat upon the mount of Olives over against the temple, Peter and James and John and Andrew asked him privately, Ary raha nipetraka teo amin' ny tendrombohitra Oliva tandrifin' ny tempoly Izy, dia nanontany Azy mangingina Petera sy Jakoba sy Jaona ary Andrea hoe: Ary nony nipetraka teo amin' ny tendrombohitra Oliva tandrifin' ny tempoly izy, dia nanontany azy manokana Piera, sy Jakoba, sy Joany, ary Andre nanao hoe: Et comme il était assis sur le mont des Oliviers en face du Temple, Pierre, Jacques, Jean et André l' interrogeaient en particulier :

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 6.14 Simon, (whom he also named Peter,) and Andrew his brother, James and John, Philip and Bartholomew, dia Simona, izay nataony hoe koa Petera, sy Andrea rahalahiny, sy Jakoba sy Jaona sy Filipo sy Bartelemeo dia Simona izay nataony hoe Piera, sy Andre rahalahiny, Jakoba sy Joany, Filipo sy Bartelemy, Simon, qu' il nomma Pierre, André son frère, Jacques, Jean, Philippe, Barthélemy,

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 1.40 One of the two which heard John speak, and followed him, was Andrew, Simon Peter' s brother. Andrea, rahalahin' i Simona Petera, no anankiray tamin' izy roa lahy, izay nandre ny tenin' i Jaona ka nanaraka an' i Jesosy. Andre rahalahin' i Simona Piera no anankiray tamin' izy roa lahy izay nandre ny tenin' i Joany ka nanaraka an' i Jeso. André, le frère de Simon-Pierre, était l' un des deux qui avaient entendu les paroles de Jean et suivi Jésus.
...............
Jao / Jo 1.44 Now Philip was of Bethsaida, the city of Andrew and Peter. Ary Filipo dia avy any Betsaida, tanànan' i Andrea sy Petera. Avy ao Betsaïda tanàna nihavian' i Andre sy Piera ihany koa Filipo. Philippe était de Bethsaïde, la ville d' André et de Pierre.
...............
Jao / Jo 6.8 One of his disciples, Andrew, Simon Peter' s brother, saith unto him, Ny mpianany anankiray, dia Andrea, rahalahin' i Simona Petera, nilaza taminy hoe: Ny anankiray tamin' ny mpianany koa, dia Andre rahalahin' i Simona Piera, nilaza taminy hoe: Un de ses disciples, André, le frère de Simon-Pierre, lui dit :
...............
Jao / Jo 12.22 Philip cometh and telleth Andrew: and again Andrew and Philip tell Jesus. Dia lasa Filipo nilaza tamin' i Andrea; ary Andrea sy Filipo lasa nilaza tamin' i Jesosy. Dia lasa Filipo nilaza tamin' i Andre ka dia i Andre sy Filipo no niara-nilaza tamin' i Jeso. Philippe vient le dire à André ; André et Philippe viennent le dirent à Jésus.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 1.13 And when they were come in, they went up into an upper room, where abode both Peter, and James, and John, and Andrew, Philip, and Thomas, Bartholomew, and Matthew, James the son of Alphaeus, and Simon Zelotes, and Judas the brother of James. Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho any an-trano ambony, izay fitoerany, - dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak' i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, zanak' i Jakoba. Nony tonga dia niakatra tao amin' ilay rihana fitoerany izy ireo, dia Piera sy Joany, Jakoba sy Andre, Filipo sy Tomà, Bartelemy sy Matio, Jakoba zanak' i Alfe sy Simona Zeloty, ary Joda rahalahin' i Jakoba. Rentrés en ville, ils montèrent à la chambre haute où ils se tenaient habituellement. C'étaient Pierre, Jean, Jacques, André, Philippe et Thomas, Barthélemy et Matthieu, Jacques fils d' Alphée et Simon le Zélote, et Jude fils de Jacques.