Toko sy andininy momba Abigaila

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 25.3 Now the name of the man was Nabal; and the name of his wife Abigail: and she was a woman of good understanding, and of a beautiful countenance: but the man was churlish and evil in his doings; and he was of the house of Caleb. Nabala no anaran-dralehilahy io, ary Abigaila noanaran' ny vadiny; ravehivavy dia hendry tokoa sy tsara tarehy, fa ralehilahy kosa sady henjana no ratsy fiaina; taranak' i Kaleba izy io. L' homme se nommait Nabal et sa femme, Abigayil; mais alors que la femme était pleine de bon sens et belle à voir, l' homme était brutal et malfaisant; il était Calébite.
...............
1Sm / 1Sam 25.14 But one of the young men told Abigail, Nabal' s wife, saying, Behold, David sent messengers out of the wilderness to salute our master; and he railed on them. Nisy mpanompo anankiray nitondra ny vaovao tamin' i Abigaila nanao hoe: Indro fa naniraka olona avy any an' efitra Davida hiarahaba ny tompolahintsika, kanjo niantraika tamin' ireny izy. Or Abigayil, la femme de Nabal, avait été avertie par l' un des serviteurs, qui lui dit : " David a envoyé, du désert, des messagers pour saluer notre maître, mais celui-ci s' est jeté sur eux.
...............
1Sm / 1Sam 25.18 Then Abigail made haste, and took two hundred loaves, and two bottles of wine, and five sheep ready dressed, and five measures of parched corn, and an hundred clusters of raisins, and two hundred cakes of figs, and laid them on asses. Niaraka tamin' izay Abigaila dia naka mofo roan-jato, divay roa siny hoditra, ondrilahy vaovoatra dimy, lango dimy vata, vaingam-boaloboka maina zato, ary vaingan' aviavy maina roan-jato, nasampiny tamin' ny ampondra ireo, Vite Abigayil prit deux cents pains, deux outres de vin, cinq moutons apprêtés, cinq boisseaux de grain rôti, cent grappes de raisin sec, deux cents gâteaux de figues, qu' elle chargea sur des ânes.
...............
1Sm / 1Sam 25.23 And when Abigail saw David, she hasted, and lighted off the ass, and fell before David on her face, and bowed herself to the ground, Vao nahita an' i Davida Abigaila dia nidina faingana tamin' ny ampondra, niankohoka teo anatrehan' i Davida, ary nihohoka tamin' ny tany mihitsy, Dès qu' Abigayil aperçut David, elle se hâta de descendre de l'âne et, tombant sur la face devant David, elle se prosterna jusqu'à terre.
...............
1Sm / 1Sam 25.32 And David said to Abigail, Blessed be the Lord God of Israel, which sent thee this day to meet me: Dia hoy Davida tamin' i Abigaila: Hankalazaina anie Iaveh Andriamanitr' Israely izay naniraka anao hitsena ahy androany! Hankalazaina anie ny fahendrenao lehibe! David répondit à Abigayil : " Béni soit Yahvé, Dieu d' Israël, qui t' a envoyée aujourd' hui à ma rencontre.
...............
1Sm / 1Sam 25.35 So David received of her hand that which she had brought him, and said unto her, Go up in peace to thine house; see, I have hearkened to thy voice, and have accepted thy person. Ary noraisin' i Davida teny an-tànan' i Abigaila ny zavatra nateriny ho azy, ka hoy izy taminy: Miakara amim-piadanana ho an-tranonao, jereo fa nihaino ny feonao ary nampahazo toky ny tavanao aho. David reçut ce qu' elle lui avait apporté et il lui dit : " Remonte en paix chez toi. Vois : je t' ai exaucée et je t' ai fait grâce. "
1Sm / 1Sam 25.36 And Abigail came to Nabal; and, behold, he held a feast in his house, like the feast of a king; and Nabal' s heart was merry within him, for he was very drunken: wherefore she told him nothing, less or more, until the morning light. Dia nody tany amin' i Nabala Abigaila ka inty izy nanao fanasana tao an-tranony, toy ny fanasan' ny mpanjaka, ary faly ny fon' i Nabala, ary mamo loatra izy. Tsy nilaza kely na be taminy ny vavy mandra-pahazavan' ny andro. Quand Abigayil arriva chez Nabal, il festoyait dans sa maison. Un festin de roi : Nabal était en joie et complètement ivre; aussi, jusqu' au lever du jour, elle ne lui révéla rien.
...............
1Sm / 1Sam 25.39 And when David heard that Nabal was dead, he said, Blessed be the Lord, that hath pleaded the cause of my reproach from the hand of Nabal, and hath kept his servant from evil: for the Lord hath returned the wickedness of Nabal upon his own head. And David sent and communed with Abigail, to take her to him to wife. Nony ren' i Davida fa maty Nabala dia hoy izy: Isaorana anie Iaveh izay nahafa-tondromaso ahy, tamin' ny naniratsiran' i Nabala ahy, sady niaro ny mpanompony tsy hahavita ratsy. Fa ny lohan' i Nabala ihany no nataon' ny Tompo nifoteran' ny ratsy nataony. Taty aoriana, naniraka olona Davida hilaza amin' i Abigaila ny hakany azy ho vady. Ayant appris que Nabal était mort, David dit : " Béni soit Yahvé qui m' a rendu justice pour l' injure que j' avais reçue de Nabal et qui a retenu son serviteur de commettre le mal. Yahvé a fait retomber la méchanceté de Nabal sur sa propre tête. " David envoya demander Abigayil en mariage.
1Sm / 1Sam 25.40 And when the servants of David were come to Abigail to Carmel, they spake unto her, saying, David sent us unto thee, to take thee to him to wife. Nony tonga tany Karmela amin' i Abigaila ny mpanompon' i Davida, dia niteny taminy hoe: Nirahin' i Davida ho aty aminao izahay, ny amin' ny hakany anao ho vadiny. Les serviteurs de David vinrent donc trouver Abigayil à Karmel et lui dirent : " David nous a envoyés vers toi pour te prendre comme sa femme. "
...............
1Sm / 1Sam 25.42 And Abigail hasted, and arose and rode upon an ass, with five damsels of hers that went after her; and she went after the messengers of David, and became his wife. Nitsangana niaraka tamin' izay Abigaila nitaingina ampondra ary ny dimy tamin' ny zazavaviny nomba azy; nanaraka ny irak' i Davida izy ka dia tonga vadiny. Vite, Abigayil se releva et monta sur un âne; suivie par cinq de ses servantes, elle partit derrière les messagers de David et elle devint sa femme.
...............
1Sm / 1Sam 27.3 And David dwelt with Achish at Gath, he and his men, every man with his household, even David with his two wives, Ahinoam the Jezreelitess, and Abigail the Carmelitess, Nabal' s wife. Ary nitoetra tao amin' i Akisy tao Gata Davida, dia izy sy ny olony, samy nomban' ny ankohonany avy, ary Davida mbamin' ny adiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila Karmelita, ilay novinadin' i Nabala. Dia nitoetra teo amin' i Akisa, tany Geta Davida sy ny olony, samy nomban' ny fianakaviany avy, ary nomba an' i Davida izy roa vavy, dia Akinoama avy any Jezraela, sy Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin' i Nabala. David s'établit auprès d' Akish à Gat, lui et ses hommes, chacun avec sa famille, David avec ses deux femmes, Ahinoam de Yizréel et Abigayil, la femme de Nabal de Karmel.
...............
1Sm / 1Sam 30.5 And David' s two wives were taken captives, Ahinoam the Jezreelitess, and Abigail the wife of Nabal the Carmelite. Ary voababo koa izy roa vavy vadin' i Davida, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin' i Nabala Karmelita. Lasan-ko babo mbamin' izy roa vavy, vadin' i Davida, dia Akinoama avy any Jezraela, sy Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin' i Nabala. Les deux femmes de David avaient été emmenées captives, Ahinoam de Yizréel et Abigayil, la femme de Nabal de Karmel.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.16 Whose sisters were Zeruiah, and Abigail. And the sons of Zeruiah; Abishai, and Joab, and Asahel, three. Zeroba sy Abigaila no anabaviny; ary telo ny zanakalahin' i Zeroia, dia Abisay sy Joaba ary Asahela; Ny anabavin' ireo dia Sarvià sy Abigaila. Zanak' i Sarvià: Abisaia, Joaba, Asaela, telo lahy. Ils eurent pour soeurs Çeruya et Abigayil. Fils de Çeruya : Abishaï, Joab et Asahel : trois.
1Tt / 1Tan 2.17 And Abigail bare Amasa: and the father of Amasa was Jether the Ishmeelite. ary Abigaila niteraka an' i Amasa; ary Jitra Isimaelita no rain' i Amasa. Abigaila niteraka an' i Amasà, ary ny rain' i Amasà dia Jetera, Ismaelita. Abigayil enfanta Amasa, le père d' Amasa fut Yéter l' Ismaélite.
1Tt / 1Tan 3.1 Now these were the sons of David, which were born unto him in Hebron; the firstborn Amnon, of Ahinoam the Jezreelitess; the second Daniel, of Abigail the Carmelitess: Ary izao no zanakalahin' i Davida, izay naterany tao Hebrona: Amnona, zanak' i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoa; ary Daniela, zanak' i Abigaila Karmelita, no lahiaivo; Ireto no zanakalahin' i Davida naterany tany Hebrona: Amona lahimatoa, zanak' i Akinoama, avy any Jezraela, Daniela zanak' i Abigaila avy any Karmela, lahiaivo, Voici les fils de David qui lui naquirent à Hébron : Amnon l' aîné, d' Ahinoam de Yizréel; Daniyyel le deuxième, d' Abigayil de Karmel;