Toko sy andininy momba Batoela

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 22.22 And Chesed, and Hazo, and Pildash, and Jidlaph, and Bethuel. ary Kaseda sy Hazo sy Pildasy sy Jidiafa ary Betoela. Kaseda, Azao, Feldasa, Jedlafa ary Batoela. Késed, Hazo, Pildash, Yidlaph, Bétuel
Gen / Jen 22.23 And Bethuel begat Rebekah: these eight Milcah did bear to Nahor, Abraham' s brother. Ary Betoela niteraka an-dRebeka. Ireo valo ireo no naterak' i Milka tamin' i Nahora, rahalahin' i Abrahama. Batoela no rain-dRebekà. Izy valo lahy ireo no naterak' i Melkà tamin' i Nakora rahalahin' i Abrahama. et Bétuel engendra Rébecca . Ce sont les huit enfants que Milka donna à Nahor, le frère d' Abraham.
...............
Gen / Jen 24.15 And it came to pass, before he had done speaking, that, behold, Rebekah came out, who was born to Bethuel, son of Milcah, the wife of Nahor, Abraham' s brother, with her pitcher upon her shoulder. Ary raha tsy mbola nitsaha-niteny izy, dia, indro, tamy Rebeka, izay naterak' i Betoela, zanakalahin' i Milka, vadin' i Nahpra, rahalahin' i Abrahama, nilanja ny sininy teny an-tsorony. Tsy mbola tapitra akory ny teniny, dia indro tamy nitondra ny sininy teo an-tsorony Rebekà, zanakavavin' i Batoela zanak' i Melkà vadin' i Nakora rahalahin' i Abrahama. Il n' avait pas fini de parler que sortait Rébecca, qui était fille de Bétuel, fils de Milka, la femme de Nahor, frère d' Abraham, et elle avait sa cruche sur l'épaule.
...............
Gen / Jen 24.24 And she said unto him, I am the daughter of Bethuel the son of Milcah, which she bare unto Nahor. Ary hoy izy taminy: Zanakavavin' i Betoela, zanakalahin' i Milka, izay naterany tamin' i Nahora, aho. Dia hoy ny navaliny: Zanakavavin' i Batoela zanak' i Melkà, izay naterany tamin' i Nakora aho. Elle répondit : Je suis la fille de Bétuel, le fils que Milka a enfanté à Nahor
...............
Gen / Jen 24.47 And I asked her, and said, Whose daughter art thou? And she said, the daughter of Bethuel, Nahor' s son, whom Milcah bare unto him: and I put the earring upon her face, and the bracelets upon her hands. Dia nanontany azy aho ka nanao hoe: Zana-jovy moa ianao? Ary hoy izy: Zanak' i Betoela, zanakalahin' i Nahora, aho, izay naterak' i Milka taminy. Dia nataoko teo anorony ny kavin' orona, ary ny haba teny amin' ny tànany. Dia nanontany azy aho, nanao hoe: Zanak' iza moa hianao? Ary novaliny hoe: Zanak' i Batoela, zanakalahin' i Nakora, izay naterak' i Melkà taminy, aho. Izay dia nasiako kavina ny orony, ary nasiako haba ny tànany. Je lui ai demandé : De qui es-tu la fille ? et elle a répondu : Je suis la fille de Bétuel, le fils que Milka a donné à Nahor. Alors j' ai mis cet anneau à ses narines et ces bracelets à ses bras,
...............
Gen / Jen 24.50 Then Laban and Bethuel answered and said, The thing proceedeth from the Lord: we cannot speak unto thee bad or good. Dia namaly Labana sy Betoela ka nanao hoe: Avy tamin' i Jehovah no nisehoan' izany zavatra izany, ka tsy mahazo milaza teny aminao izahay, na ratsy na soa. Dia namaly Labana sy Batoela ka nanao hoe: Avy amin' ny Tompo izao zavatra izao ka tsy azonay atao ny milaza aminao hoe tsy mety na mety. Laban et Bétuel prirent la parole et dirent : La chose vient de Yahvé, nous ne pouvons te dire ni oui ni non.
...............
Gen / Jen 25.20 And Isaac was forty years old when he took Rebekah to wife, the daughter of Bethuel the Syrian of Padanaram, the sister to Laban the Syrian. Abrahama niteraka an' Isaka; ary efa-polo taona Isaka, raha nampakatra an-dRebeka, zanakavavin' i Betoela Syriana, avy tany Mesopotamia, sady anabavin' i Labana Syriana. Abrahama niteraka an' Isaaka. Ary efa efa-polo taona Isaaka vao nampakatra an-dRebekà, zanak' i Batoela Arameana any Padan-Arama, sy anabavin' i Labana Arameana. Isaac avait quarante ans lorsqu' il épousa Rébecca, fille de Bétuel, l' Araméen de Paddân-Aram, et soeur de Laban l' Araméen.
...............
Gen / Jen 28.2 Arise, go to Padanaram, to the house of Bethuel thy mother' s father; and take thee a wife from thence of the daughers of Laban thy mother' s brother. Miainga ka mankanesa any Mesopotamia, any amin' ny tranon' i Betoela rain-dreninao; dia makà vady any, avy amin' ny zanakavavin' i Labana anadahin-dreninao. Fa miaingà hianao, mankanesa any Pandan-Arama, any amin' i Batoela, rain-dreninao, ka any maka vady, amin' ireo zakavavin' i Labana, anadahin-dreninao. Lève-toi ! Va en Padân-Aram chez Bétuel, le père de ta mère, et choisis-toi une femme de là-bas, parmi les filles de Laban, le frère de ta mère.
...............
Gen / Jen 28.5 And Isaac sent away Jacob: and he went to Padanaram unto Laban, son of Bethuel the Syrian, the brother of Rebekah, Jacob' s and Esau' s mother. Ary Isaka nampandeha an' i Jakoba ka dia lasa izy nankany Mesopotamia, ho any amin' i Labana, zanak' i Betoela Syriana, anadahin-dRebeka, renin' i Jakoba sy Esao. Dia nalefan' Isaaka Jakoba, ka nandeha nankany Padan-Arama, amin' i Labana, zanak' i Batoela, Arameana, anadahin-dRebekà, renin' i Jakoba sy Esao. Isaac congédia Jacob et celui-ci partit en Paddân-Aram chez Laban, fils de Bétuel l' Araméen et frère de Rébecca, la mère de Jacob et d'Ésaü.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.30 And at Bethuel, and at Hormah, and at Ziklag, sy Betoela sy Horma sy Ziklaga tao Batoela, tao Hormì, tao Sikelega, Bétuel, Horma et Çiqlag,