Toko sy andininy momba Ahava

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.15 And I gathered them together to the river that runneth to Ahava; and there abode we in tents three days: and I viewed the people, and the priests, and found there none of the sons of Levi. Ary novoriko teo amoron' ny ony mankany Ahava izy, ka nilasy teo hateloana izahay; ary nony nandinika ny olona sy ny mpisorona aho, dia nahita fa tsy nisy taranak' i Levy teo na dia iray akory aza. Novoriko teo amoron' ny ony mankany Ahavà izy ireo, dia nilasy teo hateloana izahay. Nony nandinika ity vahoaka mbamin' ireo mpisorona aho, dia tsy nahita ny taranak' i Levì teo na dia iray aza. Je les rassemblai près de la rivière qui coule vers Ahava. Nous campâmes là trois jours. J' y remarquai des laïcs et des prêtres, mais n' y trouvai aucun lévite.
...............
Ezr / Esd 8.21 Then I proclaimed a fast there, at the river of Ahava, that we might afflict ourselves before our God, to seek of him a right way for us, and for our little ones, and for all our substance. Dia niantso andro fifadian-kanina aho teo amoron' ny ony Ahava hampahorianay tena eo anatrehan' Andriamanitray, mba hangataka Azy hahalavorary ny dianay sy ny an' ny vady aman-janakay ary ny biby fiompinay rehetra. Niantso andro fifadian-kanina aho, teo amoron' ny ony Ahavà teo, hampijalianay tena eo anatrehan' Andriamanitray, hangatahanay aminy mba ho tsara mandroso avokoa, na ny tenanay, na ny zanakay, na ny anananay rehetra. Je proclamai là, près de la rivière d' Ahava, un jeûne : il s' agissait de nous humilier devant notre Dieu et de lui demander un heureux voyage pour nous, les personnes à notre charge et tous nos biens.
...............
Ezr / Esd 8.31 Then we departed from the river of Ahava on the twelfth day of the first month, to go unto Jerusalem: and the hand of our God was upon us, and he delivered us from the hand of the enemy, and of such as lay in wait by the way. Dia niala teo amin' ny ony Ahava izahay tamin' ny andro faharoa ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany mba hankany Jerosalema; ary ny tànan' Andriamanitray nomba anay, ka Izy no namonjy anay tamin' ny tanan' ny fahavalo sy ny mpanotrika teny an-dalana. Niala teo amin' ny ony Ahavà, tamin' ny andro faharoa ambin' ny folon' ny volana voalohany izahay, ho any Jerosalema. Nomba anay ny tànan' Andriamanitray, ka namonjy anay tamin' ny tànan' ny fahavalo sy ny mpanotrika teny an-dàlana. Le douze du premier mois, nous quittâmes la rivière d' Ahava pour aller à Jérusalem : la main de notre Dieu était sur nous, et, sur la route, il nous protégea des attaques des ennemis et des pillards.