|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 9.22 |
And Joshua called for them, and he spake unto them, saying, Wherefore have ye beguiled us, saying, We are very far from you; when ye dwell among us? |
Dia niantso azy ireo Josoa ka nanao taminy hoe: Nahoana no namitaka anay ianareo ka nanao hoe: Lavitra anareo indrindra izahay, kanjo eto aminay ihany no onenanareo? |
Ary nampiantso ny Gabaonita Josoe, ka niteny taminy hoe: Ahoana no namitahanareo anay hoe: Lavitra anareo indrindra izahay, nefa hianareo monina aty afovoanay ihany? |
Josué convoqua les Gabaonites et leur dit : " Pourquoi nous avez-vous trompés en disant : "Nous sommes très éloignés de vous", quand vous habitez au milieu de nous ? |
|
|
2nd Samuel |
2 Samoela |
Samoela II |
2ème Livre de Samuel |
2Sm / 2Sam 21.1 |
Then there was a famine in the days of David three years, year after year; and David enquired of the Lord. And the Lord answered, It is for Saul, and for his bloody house, because he slew the Gibeonites. |
Ary nisy mosary telo taona misesy tamin' ny andron' i Davida, ary Davida nanontany tamin' i Jehovah. Dia hoy Jehovah: Avy amin' ny taranak' i Saoly, izay meloka noho ny fandatsahan-drà izao, satria namono ny Gibeonita izy. |
Tamin' ny andron' i Davida nisy mosary naharitra telo taona nifanesy. Ka nanontany ny tavan' ny Tompo Davida ary hoy Iaveh: Avy amin' i Saola sy ny ankohonany, avy amin' ny rà izao; fa namono ny Gabaonita izy. |
Au temps de David, il y eut une famine pendant trois ans de suite. David s' enquit auprès de Yahvé, et Yahvé dit : " Il y a du sang sur Saül et sur sa famille, parce qu' il a mis à mort les Gabaonites. " |
2Sm / 2Sam 21.2 |
And the king called the Gibeonites, and said unto them; (now the Gibeonites were not of the children of Israel, but of the remnant of the Amorites; and the children of Israel had sworn unto them: and Saul sought to slay them in his zeal to the children of Israel and Judah.) |
Ary ny mpanjaka nampaka ny Gibeonita ka nanao taminy hoe (ny Gibeonita tsy mba isan' ny Zanak' Isiraely, fa sisa tamin' ny Amorita, ary ny Zanak' Isiraely efa nianiana taminy; nefa Saoly nitady izay hamelezany azy amin' ny firehetan' ny fitiavany ny Zanak' Isiraely sy ny Joda), |
Dia nampaka ny Gabaonita ny mpanjaka sy nilaza taminy hoe: Tsy mba isan' ny zanak' Israely ny Gabaonita, fa avy amin' ny sisan' ny Amoreana. Efa nifanaiky tamin' izy ireo tamim-pianianana ny zanak' Israely, nefa nitady izay hamelezana azy Saola noho ny fahazotoany hiaro ny zanak' Israely sy Jodà. - |
Le roi convoqua les Gabaonites et leur dit. - Ces Gabaonites n'étaient pas des Israélites, ils étaient un reste des Amorites, envers qui les Israélites s'étaient engagés par serment. Mais Saül avait cherché à les abattre dans son zèle pour les Israélites et pour Juda. - |
2Sm / 2Sam 21.3 |
Wherefore David said unto the Gibeonites, What shall I do for you? and wherewith shall I make the atonement, that ye may bless the inheritance of the Lord? |
ary hoy Davida tamin' ny Gibeonita: Inona no hataoko ho anareo; ary amin' inona no hanaovako fanavotana mba hitsofanareo rano ny lovan' i Jehovah? |
Izao no nolazain' i Davida tamin' ny Gabaonita: Inona no hataoko ho anareo? Ary amin' inona no hanaovako ny fanonerana mba hitsofanareo rano ny lovan' ny Tompo? |
Donc David dit aux Gabaonites : " Que faut-il vous faire et comment réparer, pour que vous bénissiez l' héritage de Yahvé ? " |
2Sm / 2Sam 21.4 |
And the Gibeonites said unto him, We will have no silver nor gold of Saul, nor of his house; neither for us shalt thou kill any man in Israel. And he said, What ye shall say, that will I do for you. |
Dia hoy ny Gibeonita taminy: Izahay tsy mahazo mandray volafotsy na volamena amin' i Saoly na amin' ny taranany sady tsy mahazo mamono olona amin' ny Isiraely Ary hoy izy: Koa ahoana ary no tianareo hataoko ho anareo? |
Dia hoy ny Gabaonita taminy: Tsy raharaham-bolafotsy na volamena amin' i Saola sy ny taranany no anay, na mitady ain' olona amin' Israely izahay. Ka hoy ny mpanjaka: Inona àry no tianareo hataoko aminareo? |
Les Gabaonites lui répondirent : " Il ne s' agit pas pour nous d' une affaire d' argent ou d' or avec Saül et sa famille, et il ne s' agit pas pour nous d' un homme à tuer en Israël. " David dit : " Ce que vous direz, je le ferai pour vous. " |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 21.9 |
And he delivered them into the hands of the Gibeonites, and they hanged them in the hill before the Lord: and they fell all seven together, and were put to death in the days of harvest, in the first days, in the beginning of barley harvest. |
dia natolony teo an-tànan' ny Gibeonita ireo ka nahanton' ireo teo amin' ny havoana teo anatrehan' i Jehovah; ary niara-maty izy fitolahy, samy novonoiny tamin' ny niandohan' ny fararano tamin' ny voalohan' ny taom-pijinjana ny vary hordea izy. |
dia natolony ireo ho eo an-tànan' ny Gabaonita, ka nahantony tany an-tendrombohitra teo anatrehan' ny Tompo. Niara-maty izy fito lahy tamin' ny andro voalohan' ny fijinjana, fiandohan' ny fijinjana ny orja. |
Il les livra aux mains des Gabaonites et ceux-ci les démembrèrent sur la montagne, devant Yahvé. Les sept succombèrent ensemble; ils furent mis à mort aux premiers jours de la moisson, au début de la moisson des orges. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 12.4 |
And Ismaiah the Gibeonite, a mighty man among the thirty, and over the thirty; and Jeremiah, and Jahaziel, and Johanan, and Josabad the Gederathite, |
ary Jismaia Gibeonita, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sady mpifehy ny telo-polo lahy, ary Jeremia sy Jahaziela sy Johanana sy Jozababa Gaderatita |
Samaiasa avy any Gabaona, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sy lehiben' ny telopolo lahy; Jeremia; Jeheziela; Johanàna; Jezabada avy any Gederà; |
Yishmaya de Gabaôn, un preux parmi les Trente et à la tête des Trente; |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 3.7 |
And next unto them repaired Melatiah the Gibeonite, and Jadon the Meronothite, the men of Gibeon, and of Mizpah, unto the throne of the governor on this side the river. |
Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Melatia Gibeonita sy Jadona Meronotita mbamin' ny mponina tany Gibeona sy Mizpa, hatramin' ny seza fiandrianan' ny governora etý an-dafin' ny ony etý. |
Meltiasa Gabaonita, Jadòna Meronatita, mbamin' ny mponina ao Gabaona sy Masfà no nanamboatra teo anilany, akaikin' ny fitsaran' ny governoran' ny any an-dafin' ny ony; |
A leur suite, réparèrent Melatya de Gabaôn et Yadôn de Méronot, ainsi que les gens de Gabaôn et de Miçpa, pour le compte du gouverneur de Transeuphratène. |