Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana malagasy zanak' i Kisy benjamita izy, ary mpanjaka voalohany tamin' ny Israely. [Randzavola: Baiboly takila 878]
Fandikana anglisy Saul [Baiboly]
Fandikana frantsay Saül [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Saola
Teny nalaina 

Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana malagasy  Paoly, avy any Tarsosy [Randzavola: Baiboly takila 880]
Fandikana anglisy Paul [Baiboly]
Fandikana frantsay Paul [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana malagasy mpanjakan' i Edoma [Randzavola: Baiboly takila 880]
Fandikana anglisy Saul [Baiboly]
Fandikana frantsay Shaül [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Saola
Teny nalaina 

Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana malagasy zanakalahin' i Simeona. Ny foko izay mitondra ny anarany dia taranaky ny Israely sy ny Kananita. Izany no ilazana an' i Saoly ho zanakalahin' ny vehivavy kananita ao amin' ny Gen. sy Eks. Ary ao amin' ny Nom. kosa dia miseho ny anararapoko hoe Saolita [Randzavola: Baiboly takila 880]
Fandikana anglisy Shaul [Baiboly]
Fandikana frantsay Shaül [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Saola
Teny nalaina 

Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana malagasy isan' ny razan' i Samoela. [Randzavola: Baiboly takila 880]
Fandikana anglisy Saul [Baiboly]
Fandikana frantsay Shaûl [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Saola
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31