Toko sy andininy momba Atarota

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 32.3 Ataroth, and Dibon, and Jazer, and Nimrah, and Heshbon, and Elealeh, and Shebam, and Nebo, and Beon, Atarota sy Dibona sy Jazera sy Nimra sy Hesbona sy Elale sy Sebama sy Nebo ary Beona, Atarota, Dibona, Jazera, Nemrà, Hesebona, Eleale, Sabàna, Nebao ary Beona, " Atarot, Dibôn, Yazèr, Nimra, Heshbôn, Éléalé, Sebam, Nebo et Méôn,
...............
Nom / Fan 32.34 And the children of Gad built Dibon, and Ataroth, and Aroer, Ary ny taranak' i Gada nanao an' i Dibona sy Atarota sy Aroera Ny zanak' i Gada nanorina an' i Dibona, Atarota, Aroera, Les fils de Gad construisirent Dibôn, Atarot et Aroèr,

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 1.4 After he had slain Sihon the king of the Amorites, which dwelt in Heshbon, and Og the king of Bashan, which dwelt at Astaroth in Edrei: rehefa namono an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, ilay nonina tao Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, ilay nonina tao Astarta tany Edrehy, izy. dia nony efa nandresy an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nonina tao Hesebona, sy Oga mpanjakan' i Basàna, izay nonina tao Atarota sy Edraia. Il avait battu Sihôn, roi des Amorites qui résidait à Heshbôn, et Og, roi du Bashân, qui résidait à Ashtarot et à Édréï.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 16.2 And goeth out from Bethel to Luz, and passeth along unto the borders of Archi to Ataroth, dia hatrany Betela ka hatrany Lozy, ka nandroso hatramin' ny fari-tanin' ny Arkita hatrany Atarota, Avy ao Betela ny faritry ny tany nihatra tamin' i Lozy, ary nihazo tamin' ny faritry ny tanin' ny Arkeana ao Atarota, puis il partait de Béthel vers Luz et passait vers la frontière des Arkites à Atarot;
...............
Jos 16.7 And it went down from Janohah to Ataroth, and to Naarath, and came to Jericho, and went out at Jordan. dia nidina hatrany Janoha ka hatrany Atarota sy Narata, dia nipaka tamin' i Jeriko ary dia nihatra tany Jordana. Avy eo Janoe dia nidina nankany Atarota sy Naaratà, nikasika an' i Jerikao, ka nihatra an' i Jordany. elle descendait de Yanoah à Atarot et à Naara, et touchait Jéricho pour aboutir au Jourdain.