<-
->

Nom / Fan 32:1 Now the children of Reuben and the children of Gad had a very great multitude of cattle: and when they saw the land of Jazer, and the land of Gilead, that, behold, the place was a place for cattle; Ary nanana omby aman' ondry be indrindra ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada; ary rehefa nahita ny tany Jazera sy ny tany Gileada izy, fa tany tsara ho fiandrasana omby aman' ondry io, Ny zana-dRobena sy ny zanak' i Gada dia nanana biby fiompy be tokoa; ka nony hitany fa tany tsara ho fiandrasana biby fiompy ny tany ao Jazera sy ny tany ao Galaada, Les fils de Ruben et les fils de Gad avaient de grands troupeaux, très importants. Or ils virent que le pays de Yazèr et le pays de Galaad étaient une région propice à l'élevage.
Nom / Fan 32:2 The children of Gad and the children of Reuben came and spake unto Moses, and to Eleazar the priest, and unto the princes of the congregation, saying, dia avy ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ka niteny tamin' i Mosesy sy Eleazara mpisorona sy tamin' ny lohan' ny fiangonana ka nanao hoe: dia nanatona an' i Moizy sy Eleazara mpisorona ary ny lohan' ny fiangonana ny zana-dRobena sy ny zanak' i Gada ka nanao taminy hoe: Les fils de Gad et les fils de Ruben vinrent donc trouver Moïse, Éléazar le prêtre et les princes de la communauté, et leur dirent :
Nom / Fan 32:3 Ataroth, and Dibon, and Jazer, and Nimrah, and Heshbon, and Elealeh, and Shebam, and Nebo, and Beon, Atarota sy Dibona sy Jazera sy Nimra sy Hesbona sy Elale sy Sebama sy Nebo ary Beona, Atarota, Dibona, Jazera, Nemrà, Hesebona, Eleale, Sabàna, Nebao ary Beona, " Atarot, Dibôn, Yazèr, Nimra, Heshbôn, Éléalé, Sebam, Nebo et Méôn,
Nom / Fan 32:4 Even the country which the Lord smote before the congregation of Israel, is a land for cattle, and thy servants have cattle: ireo tany noresen' i Jehovah teo anoloan' ny fiangonan' ny Isiraely, dia tany tsara ho fiandrasana omby aman' ondry, ary ny mpanomponao manana omby aman' ondry; izay tany nofaizin' ny Tompo teo anoloan' ny fiangonan' Israely dia tany tsara ho fiandrasana biby fiompy; ary ny mpanomponao be biby fiompy; ce pays que Yahvé a conquis devant la communauté d' Israël, ce pays est propice à l'élevage, et tes serviteurs élèvent du bétail. "
Nom / Fan 32:5 Wherefore, said they, if we have found grace in thy sight, let this land be given unto thy servants for a possession, and bring us not over Jordan. dia hoy koa izy: Raha mahita fitia eo imasonao izahay; aoka homena anay mpanomponao ho zara-taninay io tany io; fa aza ampitaina an' i Jordana izahay. ka hoy izy nanampy teny hoe: Raha nahita fitia teo imasonao izahay, dia aoka io tany io no homena ho zarataninay mpanomponao, fa aza dia ampitaina an' i Jordany izahay. Ils dirent : " Si nous avons trouvé grâce à tes yeux, que ce pays soit donné en propriété à tes serviteurs ; ne nous fais pas passer le Jourdain. "
Nom / Fan 32:6 And Moses said unto the children of Gad and to the children of Reuben, Shall your brethren go to war, and shall ye sit here? Dia hoy Mosesy tamin' ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena: Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka ianareo kosa hijanona eto va? Fa izao no navalin' i Moizy ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena: Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka hianareo kosa ve hijanona eto? Moïse répondit aux fils de Gad et aux fils de Ruben : " Vos frères iraient au combat et vous resteriez ici ?
Nom / Fan 32:7 And wherefore discourage ye the heart of the children of Israel from going over into the land which the Lord hath given them? Nahoana ianareo no mampiketraka ny fon' ny Zanak' Isiraely, mba tsy handehanany ho any amin' ny tany izay nomen' i Jehovah azy? Nahoana hianareo no mampiketraka ny zanak' Israely tsy hankany amin' ny tany omen' ny Tompo azy? Pourquoi découragez-vous les Israélites de passer dans le pays que Yahvé leur a donné ?
Nom / Fan 32:8 Thus did your fathers, when I sent them from Kadeshbarnea to see the land. Izany no nataon' ny rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesi-barnea hisafo ny tany izy; Mova tsy izao koa no nataon' ny rainareo, fony aho naniraka azy avy tany Kades-Barne hisafo ny tany. Ainsi firent vos pères quand je les envoyai de Cadès-Barné voir le pays.
Nom / Fan 32:9 For when they went up unto the valley of Eshcol, and saw the land, they discouraged the heart of the children of Israel, that they should not go into the land which the Lord had given them. fa raha niakatra hatrany an-dohasaha Eskola izy ka nahita ny tany, dia nampiketraka ny fon' ny Zanak' Isiraely izy, mba tsy handehanany ho any amin' ny tany izay efa nomen' i Jehovah azy. Niakatra hatrany an-dohasahan' i Eskola izy ary nahita ny tany, dia nampiketraka ny zanak' Israely tsy hiditra any amin' ny tany omen' ny Tompo azy. Ils montèrent jusqu' au val d' Eshkol, ils virent le pays, puis ils découragèrent les Israélites, de sorte qu' ils n' allèrent pas au pays que Yahvé leur avait donné.
Nom / Fan 32:10 And the Lord' s anger was kindled the same time, and he sware, saying, Ary nirehitra ny fahatezeran' i Jehovah tamin' izay andro izay, dia nianiana Izy ka nanao hoe: Ary nirehitra ny fahatezeran' ny Tompo tamin' izay andro izay, ka nianiana izy nanao hoe: Aussi la colère de Yahvé s' enflamma-t-elle ce jour-là, et il fit ce serment :
Nom / Fan 32:11 Surely none of the men that came up out of Egypt, from twenty years old and upward, shall see the land which I sware unto Abraham, unto Isaac, and unto Jacob; because they have not wholly followed me: Ny olona izay niakatra avy tany Egypta, hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, dia tsy hisy hahita ny tany izay efa nianianako tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba homena azy, satria tsy tanteraka tamin' ny fanarahana Ahy izy; Tsy hisy hahita ny tany efa nianianako tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba homena azy, ireo olona niakatra avy tany Ejipta, hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, satria tsy nanaraka ahy tsara izy ireo, "Si jamais ces hommes, qui sont sortis d'Égypte et qui ont l'âge de vingt ans au moins, voient le pays que j' ai promis par serment à Abraham, à Isaac et à Jacob..., car ils ne m' ont pas suivi sans défaillance,
Nom / Fan 32:12 Save Caleb the son of Jephunneh the Kenezite, and Joshua the son of Nun: for they have wholly followed the Lord. afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone Kenizita, sy Josoa, zanak' i Nona, izay tanteraka tamin' ny fanarahana an' i Jehovah. afa-tsy Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, sy Josoe, zanak' i Nòna, izay nanaraka tsara an' ny Tompo. sauf Caleb, fils de Yephunné le Qenizzite, et Josué, fils de Nûn : eux certes ont suivi Yahvé sans défaillance ! "
Nom / Fan 32:13 And the Lord' s anger was kindled against Israel, and he made them wander in the wilderness forty years, until all the generation, that had done evil in the sight of the Lord, was consumed. Dia nirehitra tamin' ny Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah, ka nampirenireny azy tany an-efitra efa-polo taona Izy mandra-pahalany ritra ny taranaka rehetra izay nanao ratsy teo imason' i Jehovah. Nirehitra tamin' Israely ny fahatezeran' ny Tompo ka nataony nirenireny tany an' efitra izy ireo mandritra ny efapolo taona mandra-pahalany ritra ny taranaka rehetra izay nanao ratsy teo imason' ny Tompo. La colère de Yahvé s' enflamma contre Israël et il les fit errer quarante ans dans le désert, jusqu'à ce que disparût tout entière cette génération qui avait fait ce qui déplaît à Yahvé.
Nom / Fan 32:14 And, behold, ye are risen up in your fathers' stead, an increase of sinful men, to augment yet the fierce anger of the Lord toward Israel. Ary, indreto, ianareo mitsangana hisolo ny rainareo, ho taranaka mbola mpanota, hampitombo ny firehetan' ny fahatezeran' i Jehovah amin' ny Isiraely. Ary indreo hianareo mitsangana hisolo ny rainareo, toy ny taranaky ny mpanota, ka hampitombo indray ny firehetan' ny hatezeran' ny Tompo amin' Israely. Et voici que vous vous levez à la place de vos pères comme le surgeon d' une souche de pécheurs, pour attiser encore l' ardeur de la colère de Yahvé contre Israël !
Nom / Fan 32:15 For if ye turn away from after him, he will yet again leave them in the wilderness; and ye shall destroy all this people. Fa raha miala amin' ny fanarahana Azy ianareo dia hamela azy any an-efitra Indray Izy; ka dia ianareo no handringana izao olona rehetra izao. Fa raha mandà tsy hanaraka azy hianareo, dia mbola avelany aty an' efitra Israely, ka dia hianareo no ho fototry ny fandringanana izao vahoaka rehetra izao. Si vous vous détournez de lui, il fera durer encore le séjour au désert, et vous aurez causé la perte de tout ce peuple. "
Nom / Fan 32:16 And they came near unto him, and said, We will build sheepfolds here for our cattle, and cities for our little ones: Ary dia nanatona azy izy ireo ka nanao hoe: Hanao vala eto izahay ho an' ny omby aman' ondrinay sy tanàna koa ho an' ny zanakay madinika; Dia nanakaiky an' i Moizy izy ireo, ka nanao hoe: Hanao vala ho an' ny biby fiompinay eto izahay, sy tanàna ho an' ny zanakay madinika, Ils s' approchèrent de Moïse et lui dirent : " Nous voudrions construire ici des parcs à moutons pour nos troupeaux et des villes pour nos petits enfants.
Nom / Fan 32:17 But we ourselves will go ready armed before the children of Israel, until we have brought them unto their place: and our little ones shall dwell in the fenced cities because of the inhabitants of the land. fa ny tenanay dia hiomana faingana handroso eo alohan' ny Zanak' Isiraely mandra-pitondranay azy ho any amin' ny taniny; ary ny zanakay madinika dia hitoetra amin' ny tanàna mimanda noho ny mponina amin' ny tany. fa ny tenanay kosa dia hivonon-kiady faingana handroso eo alohan' ny zanak' Israely, mandra-pampiditray azy any amin' ny tany izay tsy maintsy hitoerany; fa ny zanakay no hitoetra amin' ny tanàna mimanda, noho ny amin' ny mponina amin' ny tany. Mais nous-mêmes, nous prendrons les armes à la tête des Israélites, jusqu'à ce que nous ayons pu les conduire au lieu qui leur est destiné ; ce sont nos petits enfants qui resteront dans les villes fortes, à l' abri des habitants du pays.
Nom / Fan 32:18 We will not return unto our houses, until the children of Israel have inherited every man his inheritance. Tsy hody any an-tranonay izahay, mandra-pahazon' ny Zanak' Isiraely ny zara-taniny avy. Tsy hody amin' ny tranonay izahay, raha tsy efa samy nahazo ny lovany avy ny zanak' Israely. Nous ne rentrerons pas chez nous avant que chacun des Israélites n' ait pris possession de son héritage.
Nom / Fan 32:19 For we will not inherit with them on yonder side Jordan, or forward; because our inheritance is fallen to us on this side Jordan eastward. Fa tsy hiara-mandray zara-tany aminy izahay hatrany an-dafin' i Jordana no ho miankandrefana, satria efa azonay atý an-dafy atsinanan' i Jordana atý ny zara-taninay. Fa tsy hiara-mandray zara-tany aminy any an-dafin' i Jordany izahay, na any ankohatr' izany, fa efa azonay aty an-dafin' i Jordany aty atsinanana ny anjara lovanay. Car nous ne posséderons pas d' héritage avec eux sur l' autre rive du Jourdain ni plus loin, puisque notre héritage nous sera échu au-delà du Jourdain, à l' orient. "
Nom / Fan 32:20 And Moses said unto them, If ye will do this thing, if ye will go armed before the Lord to war, Dia hoy Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany ianareo ka hiomana eo anatrehan' i Jehovah ho any an-tafika, Dia hoy Moizy tamin' izy ireo: Raha izany àry no ataonareo ka hioman-kiady eo anatrehan' ny Tompo hianareo, Moïse leur dit : " Si vous mettez ces paroles en pratique, si vous êtes prêts au combat devant Yahvé
Nom / Fan 32:21 And will go all of you armed over Jordan before the Lord, until he hath driven out his enemies from before him, ary rehefa samy efa voaomana hiady, dia hita ho any an-dafin' i Jordana eo anatrehan' i Jehovah, mandra-pandroakany ny fahavalony hiala eo anoloany, raha ny lehilahy rehetra mitam-piadiana ao aminareo no hita an' i Jordany eo anatrehan' ny Tompo, mandra-pandroakany ny fahavalony hiala eo anatrehany, et si tous ceux d' entre vous qui portent les armes passent le Jourdain devant Yahvé, jusqu'à ce qu' il ait chassé devant lui tous ses ennemis,
Nom / Fan 32:22 And the land be subdued before the Lord: then afterward ye shall return, and be guiltless before the Lord, and before Israel; and this land shall be your possession before the Lord. ka ho resy eo anatrehan' i Jehovah ny tany; ary rehefa vita izany, dia hody ianareo ka tsy hanan-tsiny, na amin' i Jehovah, na amin' ny Isiraely; ary ity tany ity ho zara-taninareo eo anatrehan' i Jehovah. ka tsy hiverina raha tsy efa resy eo anatrehan' ny Tompo ny tany, dia afa-tsiny eo anatrehan' ny Tompo sy eo anatrehan' Israely hianareo, ary ho fanananareo eo anatrehan' ny Tompo ity faritany ity. alors, quand le pays aura été soumis à Yahvé, vous pourrez vous en retourner ; vous serez quittes envers Yahvé et envers Israël, et ce pays-ci sera votre propriété devant Yahvé.
Nom / Fan 32:23 But if ye will not do so, behold, ye have sinned against the Lord: and be sure your sin will find you out. Fa raha tsy hanao izany kosa ianareo, dia manota amin' i Jehovah; ary aoka ho fantatrareo fa hanody anareo ny fahotanareo. Fa raha tsy manao izany kosa hianareo, dia indro manota amin' ny Tompo hianareo, ka fantaro fa hanody anareo ny fahotanareo. Mais si vous n' agissez pas ainsi, vous pécherez contre Yahvé, et sachez que votre péché vous trouvera.
Nom / Fan 32:24 Build you cities for your little ones, and folds for your sheep; and do that which hath proceeded out of your mouth. Manaova tanàna ho an' ny zanakareo madinika sy vala ho an' ny ondry aman' osinareo, ka ataovy izay naloaky ny vavanareo. Aoreno àry ny tanàna ho an' ny zanakareo sy ny vala ho an' ny biby fiompinareo dia tanteraho koa ny teny naloaky ny vavanareo. Construisez donc des villes pour vos enfants et des parcs pour votre petit bétail ; mais ce que vous avez promis, faites-le. "
Nom / Fan 32:25 And the children of Gad and the children of Reuben spake unto Moses, saying, Thy servants will do as my lord commandeth. Dia niteny tamin' i Mosesy ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ka nanao hoe: Ny mpanomponao dia hanao araka izay andidianao, tompoko: Niteny tamin' i Moizy ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena nanao hoe: Izay nodidian' ny tompoko, dia hataon' ny mpanomponao. Les fils de Gad et les fils de Ruben dirent à Moïse : " Tes serviteurs feront ce que Monseigneur a prescrit.
Nom / Fan 32:26 Our little ones, our wives, our flocks, and all our cattle, shall be there in the cities of Gilead: ny zanakay madinika sy ny vadinay sy ny ondry aman' osinay ary ny biby fiompinay rehetra dia hitoetra ato amin' ny tanànan' i Gileada; Ny zanakay, ny vadinay, ny biby fiompinay sy ny biby manompo rehetra anananay, dia hitoetra eto amin' ny tanànan' i Galaada; Nos enfants, nos femmes, nos troupeaux, et tout notre bétail sont là, dans les villes de Galaad,
Nom / Fan 32:27 But thy servants will pass over, every man armed for war, before the Lord to battle, as my lord saith. fa ny mpanomponao handeha hita, samy efa voaomana hiady eo anatrehan' i Jehovah, ho any an-tafika, araka izay nolazainao, tompoko. fa ny mpanomponao kosa rahefa mety ho lehilahy voaoman-kiady, dia handeha eo alohan' ny Tompo mba hiantafika araka ny tenin' ny tompoko. mais tes serviteurs, tous ceux qui sont armés pour la campagne, passeront, devant Yahvé, pour combattre comme l' a dit Monseigneur. "
Nom / Fan 32:28 So concerning them Moses commanded Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun, and the chief fathers of the tribes of the children of Israel: Ary Mosesy dia nandidy an' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely ny amin' ireo Dia nomen' i Moizy didy ny amin' ireo, Eleazara mpisorona sy Josoe zanak' i Nòna ary ny filoham-pianakaviana amin' ny fokon' ny zanak' Israely. Alors Moïse donna des ordres à leur sujet à Éléazar le prêtre, à Josué, fils de Nûn, et aux chefs de familles des tribus d' Israël.
Nom / Fan 32:29 And Moses said unto them, If the children of Gad and the children of Reuben will pass with you over Jordan, every man armed to battle, before the Lord, and the land shall be subdued before you; then ye shall give them the land of Gilead for a possession: ka nanao taminy hoe: Raha handeha hita an' i Jordana hiaraka aminareo ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena, samy efa voaomana hiady eo anatrehan' i Jehovah, ka ho resy ny tany eo anoloanareo, dia homenareo azy ny tany Gileada ho zara-taniny; Hoy izy taminy: Raha mita an' i Jordany miaraka aminareo ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobema, dia ny lehilahy rehetra voaoman-kiady eo anatrehan' ny Tompo, ka resy eo anatrehanareo ny tany, dia omeo ho fananany ny tany azo ao amin' i Galaada. Moïse leur dit : " Si les fils de Gad et les fils de Ruben, tous ceux qui portent les armes, passent avec vous le Jourdain pour combattre devant Yahvé, quand le pays vous aura été soumis, vous leur donnerez en propriété le pays de Galaad.
Nom / Fan 32:30 But if they will not pass over with you armed, they shall have possessions among you in the land of Canaan. fa raha tsy mandeha samy efa voaomana hiady miaraka aminareo Izy, dia eo aminareo amin' ny tany Kanana ihany no hahazoany zara-tany. Fa raha tsy mandeha mitam-piadiana miaraka aminareo kosa izy, dia hitoetra eo afovoanareo any amin' ny tany Kanaana ihany. Mais s' ils ne passent pas en armes avec vous, c' est au pays de Canaan qu' ils recevront au milieu de vous leur propriété. "
Nom / Fan 32:31 And the children of Gad and the children of Reuben answered, saying, As the Lord hath said unto thy servants, so will we do. Dia namaly ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ka nanao hoe: Araka izay nolazain' i Jehovah tamin' ny mpanomponao no hataonay: Dia namaly ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena nanao hoe: Hataonay izay nolazain' ny Tompo tamin' ny mpanomponao. Les fils de Gad et les fils de Ruben répondirent : " Ce que Yahvé a dit à tes serviteurs, nous le ferons.
Nom / Fan 32:32 We will pass over armed before the Lord into the land of Canaan, that the possession of our inheritance on this side Jordan may be ours. Izabay handeha hita eo anatrehan' i Jehovah ho any amin' ny tany Kanana samy efa voaomana hiady, kanefa etý an-dafin' i Jordana etý ihany no hahazoanay zara-tany. Handeha mitam-piadiana izahay ho any amin' ny tany Kanaana eo anatrehan' ny Tompo, ary ho raikitra aty andafin' i Jordany ny anjara fananana ho lovanay. Nous, nous passerons en armes devant Yahvé en terre de Canaan ; toi, mets-nous en possession de notre héritage au-delà du Jourdain. "
Nom / Fan 32:33 And Moses gave unto them, even to the children of Gad, and to the children of Reuben, and unto half the tribe of Manasseh the son of Joseph, the kingdom of Sihon king of the Amorites, and the kingdom of Og king of Bashan, the land, with the cities thereof in the coasts, even the cities of the country round about. Dia nomen' i Mosesy ho an' ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ary ny an-tsasaky ny firenen' i Manase, zanak' i Josefa, ny fanjakan' i Sihona, mpanjakan' ny Amorka, sy ny fanjakan' i Oga, mpanjakan' i Basana dia ny tany mbamin' ny tanànany ao amin' ny fari-tany, dia ny tanàna eny amin' ny tany manodidina. Dia nomen' i Moizy ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, zanak' i Josefa, ny fanjakan' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, sy ny fanjakan' i Oga, mpanjakan' i Basàna, dia ny tany mbamin' ny tanànany sy ny faritany momba azy, ary ny tanàna eny amin' ny tany manodidina. Moïse leur donna - aux fils de Gad, aux fils de Ruben et à la demi-tribu de Manassé, fils de Joseph - le royaume de Sihôn, roi des Amorites, le royaume d' Og, roi du Bashân, le pays avec les villes comprises dans son territoire, les villes-frontières du pays.
Nom / Fan 32:34 And the children of Gad built Dibon, and Ataroth, and Aroer, Ary ny taranak' i Gada nanao an' i Dibona sy Atarota sy Aroera Ny zanak' i Gada nanorina an' i Dibona, Atarota, Aroera, Les fils de Gad construisirent Dibôn, Atarot et Aroèr,
Nom / Fan 32:35 And Atroth-Shophan, and Jaazer, and Jogbehah, sy Atrota-Sofana sy Jazera ary Jogbeha Atarota-Sofàna, Jezera, Jegbàa, Atrot-Shophân, Yazèr, Yogboha,
Nom / Fan 32:36 And Bethnimrah, and Bethharan, fenced cities: and folds for sheep. sy Beti-nimra sy Beti-harana, tanàna mimanda, ary vala ho an' ny ondry. Betnemrà ary Betaràna, tanàna mimanda, ary nanao vala ho an' ny biby fiompy. Bet-Nimra, Bet-Harân, villes fortes, et des parcs pour le petit bétail.
Nom / Fan 32:37 And the children of Reuben built Heshbon, and Elealeh, and Kirjathaim, Ary ny taranak' i Robena nanao an' i Hesbona sy Elale sy Kiriataima Ny zana-dRobena nanorina an' i Hesebona, Eleale, Kaariataïma, Les fils de Ruben construisirent Heshbôn, Éléalé, Qiryatayim,
Nom / Fan 32:38 And Nebo, and Baalmeon, (their names being changed,) and Shibmah: and gave other names unto the cities which they builded. sy Nebo sy Bala-meona (nefa novana ny anaran' ireo) ary Sibma; ary nasiany anarana vaovao ny tanàna izay nataony. Nabao ary Baalmeona izay samy novany anarana ary Sabamà, ka samy nomeny anarana ny tanàna naoriny. Nebo, Baal-Meôn dont les noms furent changés , Sibma. Ils donnèrent des noms aux villes qu' ils avaient construites.
Nom / Fan 32:39 And the children of Machir the son of Manasseh went to Gilead, and took it, and dispossessed the Amorite which was in it. Ary ny taranak' i Makira, zanak' i Manase, nankany Gileada ka nahafaka azy, dia nandroaka ny Amorita izay nonina teo. Ny zanak' i Makira, zanak' i Manase, nananika an' i Galaada, dia nahafaka azy, sy nandroaka ny Amoreana izay nonina tao. Les fils de Makir, fils de Manassé, partirent en Galaad. Ils le conquirent et chassèrent les Amorites qui s' y trouvaient.
Nom / Fan 32:40 And Moses gave Gilead unto Machir the son of Manasseh; and he dwelt therein. Ary Gileada dia nomen' i Mosesy an' i Makira, zanak' i Manase, ka nonina tao izy. Koa nomen' i Moizy an' i Makira, zanak' i Manase, Galaada, ary niorim-ponenana tao izy. Moïse donna Galaad à Makir, fils de Manassé, qui s' y établit.
Nom / Fan 32:41 And Jair the son of Manasseh went and took the small towns thereof, and called them Havothjair. Ary Jaira, zanak' i Manase, nandeha ka nahafaka ny tanàna madinika teo, ary ny anarany nataony hoe Havota-jaira. Dia nandroso Jaïra, zanak' i Manase, ka nahafaka ny zana-bohiny, izay nantsoiny hoe Zanabohitr' i Jaïra. Yaïr, fils de Manassé, alla s' emparer de leurs douars et les appela Douars de Yaïr.
Nom / Fan 32:42 And Nobah went and took Kenath, and the villages thereof, and called it Nobah, after his own name. Ary Noba nandeha ka nahafaka an' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany izy. Nandroso koa Nobe, ka nahafaka an' i Kanata mbamin' ny tanàna momba azy, dia nantsoiny hoe Nobe araka ny anarany izy. Nobah alla s' emparer de Qenat et des villes de son ressort, et l' appela de son propre nom, Nobah.

<-
->