|
|
|
|

Toko sy andininy momba Beti-zora

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.58 Halhul, Bethzur, and Gedor, sy Halola sy Beti-zora sy Gedora Halola, Besora, Gedora, Halhul, Bet-Çur, Gedor,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.45 And the son of Shammai was Maon: and Maon was the father of Bethzur. ary ny zanakalahin' i Samay dia Maona, ary Maona no razamben' ny any Beti-zora; Zanakalahin' i Samaia: Maona, ary Maona no rain' i Betsora. Le fils de Shammaï fut Maôn et Maôn fut le père de Bet-Çur.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 11.7 And Bethzur, and Shoco, and Adullam, sy Beti-zora sy Soko sy Adolama Betsora, Sokao, Odolama, Bet-Çur, Soko, Adullam,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.16 After him repaired Nehemiah the son of Azbuk, the ruler of the half part of Bethzur, unto the place over against the sepulchres of David, and to the pool that was made, and unto the house of the mighty. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Nehemia, zanak' i Azboka, komandin' ny antsasaky ny fehin' i Beti-zora, hatramin' ny teo amin' ny tandrifin' ireo fasan' i Davida ka hatramin' ny farihy izay natao ary hatramin' ny tranon' ny lehilahy mahery. Nanaraka azy, Nehemia zanak' i Azbaoka, lehiben' ny antsasaky ny faritanin' i Betsora, nanamboatra hatreo amin' ny tandrifin' ireo fasan' i Davida, hatreo amin' ilay dobo voarafitra sy hatreo amin' ny tranon' ny Lehilahy mahery. Après lui Néhèmya, fils d' Azbuq, chef de la moitié du district de Bet-Cur, répara jusqu' en face des tombeaux de David, jusqu'à la citerne construite et jusqu'à la Maison des Preux.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 4.61 Nametraka miaramila iray toko tao Jodasa hiambina sy hiaro azy. Nohamafisina koa Betsora, mba hananan' ny vahoaka fiarovana tandrifin' Idomea. Judas y plaça une garnison pour le garder. Il fortifia Bethsour pour que le peuple eût une forteresse face à l' Idumée.
...............
1M 6.7 noravany ny fahavetavetana natsangany teo ambonin' ny otely, tany Jerosalema, nohodidininy manda avo toy ny taloha indray ny tempoly; toy izany koa no nataony tany Betsora, anankiray amin' ny tanànany. ceux-ci avaient renversé l' Abomination construite par lui sur l' autel à Jérusalem et entouré leur lieu saint de hautes murailles comme auparavant, ainsi que Bethsour, une de ses villes.
...............
1M 6.26 Jereo ange: efa mitoby eo anoloan' ny mandan' i Jerosalema izy izao, mba hanafahany azy, ary efa nohamafisiny koa ny tempoly, ary Betsora koa. Voici qu' ils investissent aujourd' hui la Citadelle de Jérusalem pour s' en rendre maîtres et qu' ils ont fortifié le sanctuaire et Bethsour.
...............
1M 6.31 Nandroso nihazo an' Idomea izy ireo, dia niorin-toby teo anoloan' i Betsora, niady naharitra ela izy, sady nanorina milina fiadiana, fa nivoaka nandoro azy ny Jody naneho herim-po lehibe. Ils vinrent par l' Idumée et assiégèrent Bethsour qu' ils combattirent longtemps à l' aide de machines. Mais les autres, opérant des sorties, y mettaient le feu et luttaient vaillamment.
...............
1M 6.49 Nanaovany fanekem-pihavanana ny tao Betsora dia nivoaka ny tanàna izy ireo, fa efa tsy nisy hanina ho enti-mihiboka ho azy ireo ao an-tanàna, satria taona fampitsaharana ny tany tamin' izay. tandis qu' il faisait la paix avec ceux de Bethsour qui évacuèrent la ville : ils n' avaient pas de vivres pour soutenir un siège, car c'était l' année sabbatique accordée à la terre.
1M 6.50 Izany no nahazoan' ny mpanjaka an' i Betsora sy nametrahany miaramila hiambina azy. Le roi prit Bethsour et y plaça une garnison pour la garder.
...............
1M 7.39 Niala teo Jerosalema Nikanora dia lasa nitoby teo akaikin' i Betsora, ary nisy antoko-miaramila Siriana iray tonga nitsena azy. Nikanor quittant Jérusalem alla camper à Bethorôn où vint le rejoindre une armée de Syrie.
...............
1M 9.52 Nohamafisiny ny tanàna Betsora sy Gazara, ary ny trano mimanda dia nametrahany miaramila sy hanina fitahiry. Il fortifia la ville de Bethsour, Gazara et la Citadelle; il y plaça des hommes armés et des dépôts de vivres.
...............
1M 10.14 Ny sasantsasany foana tamin' ireo nahafoy ny didy aman-dalana no nijanona tao Betsora, izay tonga fialofany. A Bethsour seulement on laissa quelques-uns de ceux qui avaient abandonné la Loi et les préceptes, car c'était leur refuge.
...............
1M 11.65 Nandroso ho any Betsora Simona nanao fahirano azy naharitra andro maro, sy nanasokera azy. Simon assiégea Bethsour, la combattit durant de longs jours et en bloqua les habitants
...............
1M 14.7 Nahazo sambo-belona maro izy, nahafaka an' i Gazara, Betsora, ary ny trano mimanda, ka nesoriny avokoa ny loto tamin' ireo, ary tsy nisy olona nahatohitra azy. et regroupa la foule des captifs. Il maîtrisa Gazara, Bethsour et la Citadelle, il en extirpa les impuretés et nul ne se trouva pour lui résister.
...............
1M 14.33 Nohamafisiny ny tanànan' i Jodea mbamin' i Betsora miorina eo amin' ny sisin-tany izay nisy ny fiadian' ny fahavalo taloha, dia nametrahany miaramila Jody. il fortifia les villes de Judée ainsi que Bethsour, sur les limites de la Judée, où se trouvaient auparavant les armes des ennemis, et il y mit une garnison de guerriers juifs.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 11.5 Nony tafiditra an' i Jodea izy, dia nanatona an' i Betsora, tanàna sarotra hatonina, sahabo ho dimy stady raha eo Jerosalema, ka nanery azy mafy. Ayant donc pénétré en Judée, il s' approcha de Bethsour, qui est une place forte distante de Jérusalem d' environ cinq schoenes, et la pressa vivement.
...............
2M 13.19 Niroso hamely an' i Betsora tanàna mimanda mafy an' ny Jody izy, kanjo voatosika, tsy nahomby, resy. Il s' approcha de Bethsour, forteresse puissante des Juifs, mais il était repoussé, mis en échec, vaincu.