Teny iditra Nehemia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Zanak' i Hakalia, ary toa avy tamin' ny firenen' ny Joda izy, ka nalevina tao Jerosalema rainy sy Hanany rahalahiny [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Nehemiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Néhémie [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Nehemia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Anankiray tamin' ny Jiosy izay nanaraka an' i Zerobabela nitarika ny namany, izay efa voababo hiakatra avy any Babylona ka hiverina ho any Jerosalema sy Jodia indray [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Nehemiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Néhémie [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Nehemia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Zanak' i Azboka, mpanapaka ny antsasak' i Beti-zora, ary isan' izay olona nanampy an' i Nehemia hanorina ny mandan' i Jerosalema [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Nehemiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Néhèmya [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Nehemia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Nehemia: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Fanazavàna teny malagasy  [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Nehemiah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Néhémie: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31