|
|
|
|

Toko sy andininy momba Betnemrà

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 32.36 And Bethnimrah, and Bethharan, fenced cities: and folds for sheep. sy Beti-nimra sy Beti-harana, tanàna mimanda, ary vala ho an' ny ondry. Betnemrà ary Betaràna, tanàna mimanda, ary nanao vala ho an' ny biby fiompy. Bet-Nimra, Bet-Harân, villes fortes, et des parcs pour le petit bétail.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.27 And in the valley, Betharam, and Bethnimrah, and Succoth, and Zaphon, the rest of the kingdom of Sihon king of Heshbon, Jordan and his border, even unto the edge of the sea of Chinnereth on the other side Jordan eastward. ary teo amin' ny lohasaha Beti-harama sy Beti-nimra sy Sokota sy Zafona ary ny sisa tamin' ny fanjakan' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy ny amoron' i Jordana hatramin' ny amoron' ny Ranomasina Kinereta an-dafy atsinanan' i Jordana. ary eo amin' ny lohasaha, Beti-Harama, Beti-Nemrà, Sokota sy Safona, sisa tamin' ny fanjakan' i Sehona mpanjakan' i Hesebona; ary Jordany sy ny tany momba azy, hatramin' ny tendron' ny ranomasina Kenerata an-dafin' i Jordany any atsinanana. et dans la vallée : Bet-Haram, Bet-Nimra, Sukkot, Çaphôn - le reste du royaume de Sihôn, roi de Heshbôn -, le Jourdain et le territoire allant jusqu'à l' extrémité de la mer de Kinnérèt au-delà du Jourdain, à l' orient.