|
|
|
|

Toko sy andininy momba Matosalè

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 5.21 And Enoch lived sixty and five years, and begat Methuselah: Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan' i Enoka, dia niteraka an' i Metosela izy. Dimy amby enim-polo taona ny andro niainan' i Enaoka vao niteraka an' i Matosalema izy. Quand Hénok eut soixante-cinq ans, il engendra Mathusalem.
Gen / Jen 5.22 And Enoch walked with God after he begat Methuselah three hundred years, and begat sons and daughters: Ary niara-nandeha tamin' Andriamanitra telon-jato taona Enoka taorian' ny niterahany an' i Metosela; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Mbola nizotra nifanaraka tamin' Andriamanitra telon-jato taona Enaoka, taorian' ny niterahany an' i Matosalema, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. Hénok marcha avec Dieu. Après la naissance de Mathusalem, Hénok vécut trois cents ans et il engendra des fils et des filles.
...............
Gen / Jen 5.25 And Methuselah lived an hundred eighty and seven years, and begat Lamech. Ary rehefa fito amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan' i Metosela, dia niteraka an' i Lameka izy. Fito amby valopolo amby zato taona ny andro niainan' i Matosalema vao niteraka an' i Lameka izy. Quand Mathusalem eut cent quatre-vingt-sept ans, il engendra Lamek.
Gen / Jen 5.26 And Methuselah lived after he begat Lamech seven hundred eighty and two years, and begat sons and daughters: Ary ny andro niainan' i Metosela taorian' ny niterahany an' i Lameka dia roa amby valo-polo amby fiton-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Mbola velona roa roa amby valopolo sy fiton-jato taona Matosalema taorian' ny niterahany an' i Lameka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. Après la naissance de Lamek, Mathusalem vécut sept cent quatre-vingt-deux ans et il engendra des fils et des filles.
Gen / Jen 5.27 And all the days of Methuselah were nine hundred sixty and nine years: and he died. Ary ny andro rehetra niainan' i Metosela dia sivy amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy. Sivy amby enim-polo sy sivin-jato taona no andro rehetra niainan' i Matosalema, dia maty izy. Toute la durée de la vie de Mathusalem fut de neuf cent soixante-neuf ans, puis il mourut.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.3 Henoch, Methuselah, Lamech, Enoka, Metosela, Lameka, Henaoka, Matosale, Lameka, Hénok, Mathusalem, Lamek,

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.37 Which was the son of Mathusala, which was the son of Enoch, which was the son of Jared, which was the son of Maleleel, which was the son of Cainan, zanak' i Metosela, zanak' i Enoka, zanak' i Jareda, zanak' i Mahalalila, zanak' i Kenana, zanak' i Matosalè, zanak' i Enoka, zanak' i Jareda, zanak' i Malaleela, zanak' i Kainàna, fils de Mathousala, fils de Hénoch, fils de Iaret, fils de Maleléel, fils de Kaïnam,