|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 7.7 |
Who came with Zerubbabel, Jeshua, Nehemiah, Azariah, Raamiah, Nahamani, Mordecai, Bilshan, Mispereth, Bigvai, Nehum, Baanah. The number, I say, of the men of the people of Israel was this; |
dia ny olona izay niaraka tamin' i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana: Ary ny isan' ny lehilahy tamin' ny Isiraely dia izao: |
dia ireo niara-niverina tamin' i Zorobabela, Josoe, Nehemia, Azariasa, Raamiasa, Nahamanì, Mardokea, Belsana, Mesfarata, Begoai, Nahoma, Baana. Izao no isan' ny lehilahy tamin' ny vahoakan' Israely: |
Ils arrivèrent avec Zorobabel, Josué, Néhémie, Azarya, Raamya, Nahamani, Mordokaï, Bilshân, Mispérèt, Bigvaï, Nehum, Baana. Nombre des hommes du peuple d' Israël |
|
|
Book of Nahum |
Nahoma |
Nahoma |
Livre de Nahum |
Nah Na 1.1 |
The burden of Nineveh. The book of the vision of Nahum the Elkoshite. |
Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Ninive, dia ny bokin' ny fahitan' i Nahoma Elkosita. |
Teny momba an' i Niniva. Bokin' ny fahitan' i Nahoma avy any Elkosy. |
Oracle sur Ninive. Livre de la vision de Nahum, d' Elqosh. |
|
|
The Gospel according to Luke |
Lioka |
Lioka |
L'Évangile selon Saint Luc |
... | ... | ... | ... | ... |
Lio / Lk 3.25 |
Which was the son of Mattathias, which was the son of Amos, which was the son of Naum, which was the son of Esli, which was the son of Nagge, |
zanak' i Matitia, zanak' i Amosa, zanak' i Nahoma, zanak' i Esly, zanak' i Nagay, |
zanak' i Matatiasa, zanak' i Amosa, zanak' i Nahoma, zanak' i Heslý, zanak' i Nagè, |
fils de Mattathias, fils d' Amos, fils de Naoum, fils d' Esli, fils de Naggaï, |