Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : adabo
|
|
|
Ohabolana 1 | Mielo ravin' adabo ka na dia tsy voky ny voany aza, mieloelo ny raviny. [1.1]
Mielo ravin' adabo : na dia tsy voky ny voany aza, mieloelo ny raviny. [2.415 #2210, 2.653 #1747]
Mielo ravin' adabo : na dia tsy vokin' ny voany aza, mba mieloelo ny raviny. [2.558 #2293]
|
Dikanteny frantsay | Quand on s' abrite sous les feuilles du figuier adabo, alors même qu' on ne se rassasie pas des fruits de l' arbre, on est du moins garanti par ses feuilles. [2.415 #2210]
|
|
|
Ohabolana 2 | Safosehaky ny adabo, ka manimbolo ny voara manitra. [2.558 #3773]
Safosehaky ny adabo, ka manimbolo voara manitra. [2.415 #4581]
Safosehaky ny adabo, ka tsy manimbolo voara manitra. [2.653 #2819]
|
Dikanteny frantsay | Être rassasié de figues adabo et sentir la bonne odeur des figues voara bien parfumées. [2.415 #4581]
|
Fanazavana frantsay | Ne pas pouvoir profiter d' une bonne occasion. [2.415 #4582]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|