| Teny iditra (1/3) | 1 adabo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 amponga
[Taifasy, Taimoro, Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 4 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Teny iditra (2/3) | 127 adabo |
| Sokajin-teny | 128 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
129 karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
130 A tree. There are two kinds: the adabolahy and the adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp.
[1.2] 131 a large tree [Sakalava] [1.2] 132 a large tree of the fig family (south and west) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
133 Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits
[1.3] 134 espèce de figuier (sud et ouest) [1.8] 135 Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles. Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal. [Sakalava] [1.196] |
| Ohatra |
136 ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy
[2.48]
137 Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha. [2.59] |
| Voambolana | 138 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Zanakanarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 140 Fikambanana 20 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 142 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 143 Adabo |
| Singan-teny | 144 adabo |
| Sokajin-teny | 145 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 146 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 147 abado, 148 aboda, Adabo, adabo, 149 badao, 150 boada |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|