|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : alobe

Ohabolana 1Aza atao alon-daokan' ny Betsimisaraka, ka ny mialo no voky aloha. [2.558 #31]
Manao aloben' ny Betsimisaraka, ka izy mialo no voky aloha. [2.415 #4515]
Dikanteny frantsayFaire comme dans la distribution des parts de nourriture chez les Betsimisaraka : c' est celui qui distribue les parts qui est le premier repu. [2.415 #4515]
Fanazavana frantsaySe disait de celui qui mangeait tout, en distribuant aux autres. [2.415 #4515]

Fizahan-teny