|
|
|
|

Teny iditra 1  atao
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo
5 Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy
6 Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho
7 Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony
8 Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra
9 Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra
10 Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano
11 Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be done [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on fait, qu'on fabrique [1.8]
Ohatra  14  Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika [2.472#187]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 36 misy ny teny how atao
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 aato, 22 aota, atao, 23 atoa, Atoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25