Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : ambavafo
|
| |
|
Ohabolana | |
Mitono manao mantamanta; mahandro manao lozodozotra; ka ny atao ihany no mankarary am-bavafo. [Houlder 1895]
Mitono manao mantamanta, mahandro manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary. [Rinara 1974 #2480]
Mitono, manao mantamanta; mahandro, manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary am-bava-fo. [Cousins 1871]
|
Dikanteny frantsay | |
Si en grillant dans le feu, ou en cuisant dans la marmite, on ne fait cuire qu' à demi, on aura mal à l' estomac par son fait. [Houlder 1895]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|