Fizahan-teny

Ohabolana : ambentin-teny

Ohabolana Jamba mitso-drano : ny mahiratra ho an' olona no ambentin-teny. [Rinara 1974 #1545]

Ohabolana Tsy mety raha manao andevovavy may trano: ny trano may tsy hitany, fa "Maty aho varin--janako !". [Cousins 1871 #3433]
Tsy mety raha manao ankizivavy may trano, ka ny trano may tsy hitany fa ny may ao ny varin--janako no ambentin-teny. [Rinara 1974]

Fizahan-teny