Teny iditra mitso-drano (tsoka, rano)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna
¶ Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitso-drano
nitso-drano
hitso-drano
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31