|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : amelezana

Ohabolana 1Lehibe tsy amelezana, sahala amin' ny totohondrin' Ibefetrika. [2.558]
Lehibe tsy amely haotry ny totohondrin' Ibefetrika. [2.415 #3474]
Lehibe tsy amely, ohatra ny totohondrin’ Ibefetrika. [2.653]
Totohondrin' i Befetrika, ka lehibe fa tsy amelezana. [2.558 #278]
Totohondrin' Ibefetrika : lehibe ihany, fa tsy amely. [2.415 #5966, 2.653]
Dikanteny frantsayPoing de Befetrika, l' homme au gros poing : il est gros, mais il ne frappe pas. [2.415 #5966]
Qui est grand et sans jamais donner de coups comme le poing d' Ibefetrika. [2.415]
Fanazavana frantsayBourru, mais bonasse. [2.415 #5966]
Se disait des gens qui menacent toujours sans arriver aux actes ; Ibefetrika, comme son nom l' indique, était réputé pour la force de son poing et aussi pour ses menaces vaines. [2.415]

Fizahan-teny