Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : ampela
|
|
|
Ohabolana 1 | Ny alahelom-behivavy dia toy ny fandihin' ampela, ka any an-trano vao misamonina. [2.415 #1308]
|
Dikanteny frantsay | Il en est du chagrin des femmes comme du tournoiement des fuseaux : c' est dans la maison que cela éclate en murmures. [2.415 #1308]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des plaintes qui se terminaient sans être portées aux juges. [2.415 #1308]
|
|
|
Ohabolana 2 | Tsy mampandihy ampela. [2.415 #2926]
|
Dikanteny frantsay | Femme en deuil ne fait pas danser le fuseau. [2.415 #2926]
|
Fanazavana frantsay | Pendant le deuil on ne filait pas. [2.415 #2926]
|
|
|
|
Ohabolana : ampela
|
|
|
Ohabolana 1 | Tokiñ' ambiasa jike : laha tsy lahe ka ampela. [1.68]
Tokiñi ty ambiasa goa : laha tsy johare ka ampela. [1.68]
|
Dikanteny frantsay | Bénédiction d'un sorcier aveugle : si ce n'est pas un garçon, c'est une fille. [1.68]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|