Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : anamamy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Anamamy no iraisana, ka beroberoka no isarahana. [1.3, 2.558, 1.1]
Anamamy no niraisana, ka beroberoka no isarahana. [2.415 #3451] Anamamy no niraisana, ka beroberoka no nisarahana. [2.653 #157, 2.165] Aza dia anamamy no iraisana, ka beroberoka no isarahana. [2.558 #431] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fifankatiavana tsara fanomboka fa niafara tamin' ny ady. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des herbes potagères (douces) unissaient, et des laiterons ont séparé. [2.165]
Salade douce au commencement de l' union, herbe amère quand on se sépare. [2.415 #3451] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des amitiés, alliances qui ont commencé par des rapports agréables et fini par des querelles amères. [2.415 #3451]
Se disait des amitiés ou alliances qui finissent par des querelles. [2.415 #3451] Se dit des amitiés qui ont commencé agréablement et fini par des querelles amères. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||