|
|
|
|

Teny iditra1  iraisana
Fototeny  2  iray
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] about which one is united
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#282]
6  [1.8, 1.5] pour quoi on s'unit
7  [1.13] collectif
Ohatra  8  [2.356] lalana hatrany hisian' ny sori-dalana iraisana.
9  [2.508] Mety manambara fototra iraisana izany fitovian' anarana izany.
10  [2.472] Ny momba ny vazaha moa dia aretina iraisana iny, ka tsy mahagaga raha samy itarainana.
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Lohateny  20  Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations)
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny iraisana io

Fivaditsoratra  22  ary saina, iraisana, isaranay, isariana, rasainay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21