Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : andakana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Toy ny tongotra mby an-dakana, ka tsy azo averina. [2.653 #3241, 2.974 #235]
Toy ny tongotra mby an-dakana, ka tsy azo averina intsony. [2.558 #4330] Tomboke avy an-daka tsy mimpoly an-tete koa. [1.68] Tomboke fa an-daka tsy mimpoly koa. [1.68] Tongotra mby an-dakana Tongotra mby an-dakana, ka tsy mahazo mifody intsony. [2.165 #731] Tongotra mby an-dakana ka tsy miverina intsony. [1.1] Tongotra mby an-dakana, tsy azo averina intsony. [2.415 #3309] Tongotr' omby an-dakana, ka tsy mimpody intsony. [2.415 #3309] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona efa eo am-pivononana handeha ka saro-miverina. [1.1]
Zavatra efa notinapaka ary efa vita daholo ny fiomanana ny amin' izany ka tsy azo ahemotra intsony. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny anglisy | Your feet are already in the canoe. [1.7] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana anglisy | You are on your way now. [1.7] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme le pied déjà posé dans la pirogue : plus moyen de reculer. [2.974 #235]
Pieds dans la pirogue ne retournent plus au village. [1.68] Une fois que le pied est dans la barque, on ne peut pas revenir en arrière. [2.415 #3309] Une fois que le pied est dans la pirogue, on ne revient plus en arrière. [1.68] Une fois qu' on a les pieds dans le canot, on ne peut plus revenir en arrière. [2.165] Vous avez les pieds dans la pirogue. [1.8] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut finir une affaire commencée et on ne revient pas sur me affaire conclue. [2.415 #3309]
Proverbe très employé pour marquer la persévérance ou la ténacité; correspond à: quand le vin est tiré, il faut le boire. [2.165] Vous voilà bien parti, vous ne pouvez plus reculer. [1.8] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||