Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : andraisana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Boka nivoasana ovy : faly am--pijerena fa tsy mihevitra izay handraisana azy. [Rinara 1974 #944]
Boka nivoasana ovy; faly eo am--pijerena, fa tsy mihevitra izay handraisana azy. [Cousins 1871 #816] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |