Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : angavo
|
|
|
Ohabolana 1 | Fanantso marivo karaha angavolahy. [1.147 #F6]
|
|
|
|
Ohabolana : Angavo
|
|
|
Ohabolana 1 | Toy ny hazo kely atsinanan’ Angavo: indray mietry, indray misavoana. [2.558 #4285, 2.653 #3197]
Toy ny hazokely atsinanan' Angavo : ka indray mietry, indray misavoana. [2.165 #1513, 2.415 #2752]
|
Dikanteny frantsay | Comme les jeunes arbres à l' est de l' Angavo (montagne): tantôt ils s' abaissent (sous le passage du vent), tantôt ils se relèvent. [2.165]
Les hommes sont comme les arbustes à l' est d' Angavo : tantôt ils s' abaissent et tantôt ils s' élèvent. [2.415 #2752]
|
Fanazavana frantsay | Les hommes sont soumis à bien des vicissitudes, tantôt riches et tantôt pauvres, tantôt heureux et tantôt malheureux. [2.415 #2752]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|