Teny iditra Ohabolana Betsimisaraka
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy navoakan' i Samson Robert efa elaela ihany (tsy voalaza ao amin' ny boky ny taona). Voalahatra araka ny abidia : misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo. [Rahajarizafy 1988]
Mpanoratra Samson Robert, 1965
Mpamoaka boky 1965. Imprimerie Tamatavienne.
Habeny Ambainy: 13cm. Haavony: 20cm. Takila: 36.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Sary 

Teny iditra Ohabolana Betsimisaraka
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy navoakan' i Joël Laimijay tamin' ny taona 1961. Misy 1.145, voalahatra araka ny foto-kevitra manaraka abidia (ady, ahiahy, anatra, Andriamanitra...). Misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo. [Rahajarizafy 1988]
Mpanoratra Laimijay Joël, 1961
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/03/15