|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : angolangola

Ohabolana 1Andevolahy mampirafy : tsy haitraitra, tsy angolangola, fa ny kibo tsy feno. [2.415 #516, 2.653 #184]
Dikanteny frantsayEsclave qui prend deux femmes : ce n' est ni caprice ni passion, mais c' est qu' il n' a pas le ventre plein. [2.415 #516]
Fanazavana frantsayIl prend deux femmes pour les avoir à son service. [2.415 #516]

Ohabolana 2Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao fo hijaly. [2.165]
Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao foi-jaly. [2.415 #5325]
Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao fo mijaly. [2.558 #265]
Dikanteny frantsayBien traité en votre présence, mais abandonné quand vous n' êtes plus là. [2.415 #5325]
Tant que je suis auprès de vous, j' ai des caprices (que vous me passez); mais quand je serai loin, j' aurai à souffrir. [2.165]

Ohabolana 3Misotro rano an-tanam-bazo : tsy hetaheta fa angolangola. [2.415 #1417, 2.558 #2420]
Sotro-rano an-tanam-bady: tsy hetaheta fa angolangola. [2.653 #2945]
Sotro rano an-tanam-bazo tsy hetaheta fa angolangola. [2.558, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza haitraitra kely mba hamalifaliana ny hafa fotsiny fa tsy zavatra tsy maintsy ilainy akory. [1.1]
Dikanteny frantsayBoire de l' eau dans la main d' une amante, ce n' est pas la soif qui vous pousse, mais la passion. [2.415 #1417]

Fizahan-teny