Teny iditra vady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso)
Mitovy hevitra: andefimandry ~ anjara ~ anjara tokantrano ~ namana ~ taolan-tehezana ~ tokantrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A spouse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay époux, épouse [1.3, 1.8]
Ohatra Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Roa vady (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra vady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity?
Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily
Mitovy hevitra: andefimandry ~ anjara ~ anjara tokantrano ~ namana ~ taolan-tehezana ~ tokantrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy One of a pair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3]
 L'un d'une paire [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05