Fizahan-teny

Ohabolana : an-kodivirana

Ohabolana Hazakazaka an-kodivirana ka samy manala izay ho afany. [Rinara 1974 #1291]
Hazakazaka an-kodivirana: samy manala izay ho afany. [Cousins 1871 #1039]

Fizahan-teny