Teny iditra | 1 hazakazaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandehanana haingana, riotra: Nahazo loka tamin' ny fifanalana hazakazaka izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a run, a gallop. See olomay, ezaka 5 [1.7] the act of running or of walking fast; a race |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] course 7 [1.3] gallop, marche accélérée 8 [1.8] action de courir |
Ohatra |
9 [2.499] Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. 10 [2.4] Ny fifaninanana hazakazaka zato metatra re mbola inona ê! |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 16 kazakazaka |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny hazakazaka io |
Fivaditsoratra | 24 ahazakazak, hazakazaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |