Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : arangaranga | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Basy atifi-kavana : arangaranga Basy atifi-kavana ka arangaranga ihany. [1.1] Basy atifi-kavana : tsy afenina fa arangaranga. [2.558 #866] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy mba mihatsaravelatsihy ny tena ka na hamely aza dia aharihary ny atao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||