Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : avesatra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza manao halatra ondrin' Imahakà : raha misy mahita, hizahako ny havesany, nony tsy misy mahita dia lasany tokoa. [2.558]
Aza manao halatr' ondrin' Imahakà: ka mody mizaha ny havesany. [2.165] Aza manao halatr’ ondrin’ Imahakà : mody manao hoe: "Hizahako izay havesany". [2.653] Halatra ondrin' Imahakà : raha tsy misy mahita dia lasana, fa raha tran' ny olona dia hitsapako ny havesany. [2.558 #1253] Halatr’ ondrin’ Imahaka : raha hitan’ olona dia hoe : Mba hizahako ny havesany ; fa nony tsy misy mahita, dia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne volez pas des moutons à la façon d' Imahakà, lequel (en soulevant un mouton pour l' emporter) prétendait seulement le soupeser. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Imahakà est, avec son compère Ikotofetsy, un fripon fameux des contes malgaches. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||