Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : badolahy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Badolahy miantsena: siramamy ka atoraka alika. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |