Teny iditra | siramamy (sira, hamy) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Vovo-java-mamy amboarina avy amin' ny fary na ny beteravy ka ampiasaina mba hanome tsiro mamy, indrindra ny zava-pisotro toy ny kafe, dite, ravimboafotsy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Sugar [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Sucre [1.8] | ||||
Nom de sucre raffiné ; cristallisé ou en morceaux. Dans ce dernier cas, on précise généralement vato siramamy. [1.196] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny siramamy io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/09/30 |